nazirita > Misy coefficient ihany kosa ilay izyAry misy paramčtre be dia beEo aloha voalohany ny qualité technique ny mpilalao.Dia manampy azy ny plus izay ho entiny mpanazatraAmiko aloha tsy dia midika inona loatra ilay 4 sy 1 iny fa raha techniquement tsy dia mifanalavitra loatra ny Real de madrid sy Juventus de Turin.Amina match avo lenta toy ireny, dia détails kely fotsiny sisa no manavaka ny ekipa fa moindre erreur tonga dia vidiana lafoLalaon'ny mpanazatra mihintsy iny lalao famaranana Juve Real iny raha ny fijeriko azy.
Izaho izany mahita fa ....ankoatry ny maha teknisiana manomana ny lafiny teknika sy tactique an Zizou izay itovizany amin mpanazatra rehetra dia ....préparateur moral henjana Léry ...ary izay nom nampisy ny différence ary nahatonga iny 4 sy 1 iny
Raha fintiniko ny resaka rehetra mandeha eo ambony rehetra io dia samy te hamaly ilay fanontaniana amin'ny fijerintsika avy isika hoe :Fa inona marina ary no niseho ka nahatonga an'i Juve tsy nahavita intsony 2č mitemps ?Hoy ny sasany : Ilay 2č but Casimero no nampitsimbadika ny lalao!!Diso izany amiko ! tadidio fa ekipa Italiana ny Juventus ary ny Italiana dia malaza mihintsy amin'ilay hoe tsy manaiky resy izany raha tsy voatsoaka ny kiririoka farany, Italiana dia malaza ho manana mental tena ambony be raha samy ekipa !!Diso amiko io raison iray io !!!!Hoy Judas : vokatry ilay karatra mavo maro maro dia nampiditra mpilalao tsy prévus ny mpanazatra !Dia mbola diso koa io amiko !!!Fa amin'ny ekipa avolenta sy matihanina toa Juventus ireny, tsy dia misy mampiavaka azy loatra ny tompontoerana sy ny mpisolo toerana. Tsy ekipan'i Adema akory io na Elgeco Plus ka hoe hisy difference be ny titulaire sy remplacant.Mbola diso koa izay raison iray izay amiko !Dia misy sasany amintsika indray miteny hoe : tsy ampy aina intsony le Juventus fa antitra sy ny sisaTadidio ihany koa fa Juventus no ekipa tsara fiarovantena indrindra tamin'iny LDC iny fa baolina 3 iany no niditra taminy nandritry ny lalao rehetra nataony nandritry ny fifananana mandrampahatonga azy teo amin'io famaranana io !!Diso koa io raison io satria Tsy ekipa n'importe qui anefa no nifaninana taminy fa ekipa goavana daholo ary tsy ho nahavita io performance io raha izay !!!Ka inona marina ary no nitranga ????Tsy mety ekenareo ny teniko satria mety hoe evident loatra angamba hoy ny sasanyStratčge amiko Zizou1- Conservation na energie : Raha hitanareo fa i CR7 dia misy fotoana mihainohaino mandeha tongotra fotsiny !! Mitsisy aina izy amin'iny ! Vao manao action anefa izy dia BUT2- Manome fitokisana izay mpilalao tena performant izy hany ka tena manome ny maximum daholo ny mpilalaony ary milalao tena liberé mihintsy dia hoatry ny mety daholo ny ataojereo fa ry Casemiro, izay tsy mpanafika akory fa lasa manana initiative tampoka izany handaka baolina hatrany amin'ny 25 mčtres, dia nampian'ny vitana koa moa fa nisy defense ni devié tampoka dia voafitaka Buffon.(fa amiko tsy iny but iny zany no hahakivy ekipa Italiana fa niakatra vitesse supérieure mihintsy ilay lalao Real 2čme mitemps)
Zidane heritaona sy tapany nitondra Réal 2 titres champions d Europe (sady consécutif) 1 titre champion d Espagne !chapeau bas...
Nomontsanin'ny Malagasy teo anjaridainany ny Soudanais omaly zoma alina.Doublé de Faneva Ima, penalty natsiro be (contre pied) Carolus.Coup franc ilay baolina matin'ny Soudanais.Expatrié ny 95% ny mpilalao Malagasy Mbola tsy nisy teo amin'ny tantaran'ny Baolina kitra MalagasyFandresena tamin'ny Match 5 iraisampirenena misesy , 3 fandresena tany antanin'olona, 2 teto antoeranaNy vokatra tsara kosa dia mendrika ho deraina hatrany.Hanao ahoana ny tohiny ???Hita ve ilay very notadiavina nandritra ilay vanimpotoana Nitady ny very ??Fifandrifianjavatra ve hatramin'ny nahalany ho filohan'ny CAF ka nialan'ilay filohan'ny FMF izao vokatra tsara tsy mbola fahita izao ?na izany na tsy izany ...ALEFA MADAGASUIKARA
Na dia efa lavidavitra ihany aza ny elanelana eo amin'ny Real sy BarcaDia mbola niondrika teo anjaridainy indray ekipan'i Zizou ny asabotsy teo.Toa Efa mitady tsy hihodina intsony ny milina madrilčne !??Fa inona no tena olana?Mpilalao tsy miova! Mpanazatra mbola io!Io ekipa io ihany anefa ilay nandrombaka ny rehetra tamin'ny taompilalaovana 2017 ! (liga, ligues de champions, super coupe, champion du monde des clubs,)???????Manohy ny lalŕny hatrany etsy andany ny Barca !!! vao avy nadresy an'i RealSociedad 4 no 2 omaly halina. Tiko be ilay coup francmatin'ny MessiAry maomboka tafiditra tsara koai Suarez nahavita doubléIzy irery no club mbola tsy resy mihintsy teo amin'ny lalao championnat-nyEfa samy lavo izao i Manchester City, sy PSGVive le foot
Tsy miafina intsony ilay izy fa hita be tamin'ilay match PSG(2) - Lyon(0) omalyMiady izy mitsamy ny handaka coup franc, i Dani Alves mihintsy no naka ilay baolina dia natolony an'i Neymar Miady koa izy mitsamy handaka ilay penalty. Tonga dia nalain'i Cavani moa ilay dia nodakany fa tsy maty.But contre son camp avokoa ilay baolina maty omaly fa action Canavi ny iray, ary Mbape ny irayHita mihintsy fa tsy ŕ 'l'aise i Neymar.Raha tsy voa geré n'i Unai Emery mpanazatra PSG io situation dia mety ho ratsy ihany ny hiafarany
Omaly aho vao nahita azy nilalao tao amin'ny BarcaDribbleur sy meneur de jeu mantsy no fahalalako azyFa raha ny lazany sy zavabitany tany Dortumund sy ny ekipa de France dia ohatry ny tsy maharesy lahatra ahy loatra izy.Asa mbola tsy ao ve physiquement taorin'ny ilay blessure nahazo azy.Napetraka any amin'ny sisiny havanana izy izany hoe misy espace tsara ahafahany maneho tsara ny talentany fa tsy sahy mitazombaolina mihitsy fa otrany manao remise fotsiny no ataonyNiditra teo amin'ny minutra faha 60 izy fa tena tsy nisy apport -ny mihintsy mandrapîrava
Au  stade municipal Saint Leu La Foręt, situé dans la périphérie Nord de ParisVaovao mahafaly : Tonga nanatevindaharana i Abel Anicet sy Bolida CAN 2019 no tanjonaAlefa MADAGASCAR
Baolina izany ry zalahBaolina izany ry ZalahAfapo ny spekta e!La rage de vaincre de Liverpool !!!Teo ilay 5 sy aotra tamin'ilay lalao mandrosoFa teo koa ilay nifindran'i Coutinho any amin'ny BarcaFa toy ny nanome hery supplementaire ny mpilalao tsirairay sy mpanazatra io fa aie aie aie ... maimbo maimbo rŕ daholo ny Red's fa vao 9 minitra fotsiny tonga dia nakoban'i Chamberlain ny haraton'i Citizen !!Samy namono baolina daholo izy 3 lahy Firmino, Mané, Salah ary amin'ny fomba tena mahafinaritra daholoBut anthologique ny an'i Salah, lobe avy any am 40 metatra Efa nitarika 4 no 1 ny Liverpool no lasa 4 sy 3Fa mbola hita ihany ilay lesoka amin'ny vodilaharana sy ny fitazomana tombon'isa ho an'ity ekipan'ny Red's ity.Anisan'ny championnat mbola tena mahavalalanina ny Premier Leagues §sUSPENSE DAHOLO NY MATCH REHETRA !!!Mahafinaritra e