image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

fass

Member
Last seen il y a 1 an
Joined:
Posts:
1
Topics:
1

Salama daholo ry namana isany..

mba hitodika kely aminareo vehivavy, sanatria tsy mitsara anareo fa tena tsy azoko mihitsy ny tena anaty lohanareo, tena marina ee.

Lehilahy za no manoratra ary manambady efa ho 6 ans zao, nahatratra fimailo avy nampiasaina nifona moichoir à jetter tao anaty poketran'ny vadiko aho t@ février teo,, tsy afaka nand intsony izy fa nibaradaka sady nifonafona be.. nanontaniako izy hoe inona no antony sao azo vahana ihany ny olana satria ny zaza tena mbola kely hijaly raha hisaraka..
de nitsotra ny marina izy hoe tsy hita lava hono aho, na hita ary efa reraka avy miasa, de nahatsiaro tena ho délaissé hoe izy.

de niezaka aho nanarina ny zavamisy niezaka nanome fahafahampo azy t@ adidy ary mijanona ao atrano matetika..

tsy nanova inona2 nefa zany fa ny nataony ihany no nataony,, ny mpiara-manofa trano aminay no mitantara aty amiko fa nalahelo anah oe mampiditra lehilahy ao atrano izy rehefa avy manatitra mpianatra,, tsy nanana porofo nefa za de mazava ho azy nandà izy saingy za mahatsapa fa hafahafa izy.

tratrako ihany nefa fa nanana puce manokana mihitsy izy ary tsy apetany rehefa eo za, napetako ilay puce ary tratrako tao daholo ny nafeniny fa bandy 2 samihafa mihitsy no miaraka aminy..

olona tena tsy fantatro mihitsy daholo..

ao atrano nefa tsy misy mahory anazy ary tsy mihaona @ ireo lehilahy ireo izy raha tsy hoe hanao..

efa nanapa-kevitra ny nisaraka moa za fa mbola manontany tena atr@ zao oe fa de inona loatra no antony ??