image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

ericaa

Member
Last seen il y a 1 an
Joined:
Posts:
1
Topics:
1

Miarahaba daholo...
alohan'ny hitantarako ny olako aloha dia miala tsiny @ ireo olona mora choqué sy tia2 mitsara olona aho satria tsy hahafinaritra ny tantarako..

Vehivavy 31 taona za, manambady mananjanaka 2,
efa 8taona izahay no nivady, azo lazaina milamina iany ny fiainanay satria samy miasa izahay mivady..

manana sipa anefa aho, ary efa 5volana mahery izahay no niaraka ary mbola miaraka hatr@zao..

miara-miasa @ orinasa iray izaho sy ny vadiko ary ilay sipako..

t@ sabotsy teo anefa nanasa ny namany rehetra taty atrano ny vadiko satria nahazo promotion de mba nanao fety kely..

ka nasainy taty ihany koa ilay sipako..

nony efa hariva anefa de samy nody tsikelikely ny olona rehetra ary efa vitsy2 sisa no tao atrano..

mamo be anefa ny vadiko, tena mamo tena tsy nahatsiaro tena tsony fa tena natory teo @ canapé mandramaraina..

navelako teo izy fa za lasa napatory ny zanako,

rehefa lasa daholo anefa ny olona rehetra de mbola niresadresaka teo andavarangana izahay hatr@ 8 sasany alina,,

rehefa handeha hody anefa izy de hitany fa hoe mamo tampina ny vadiko de nobedainy za sady norohany be,, za koa moa tsy nanilika anazy fa hoy fotsiny aho hoe zavadoza anie raha hitany eto tsika ee...

de andao ary hoy izy hivadika atsy ambadika de lasa izahay nakao @ efitra fisakafoana.. avy de napidininy ny patalohako ary tonga de natsofony avy ao aoriana nenazy ary de nanao vety2 tao ambadika tao izahay, vety2 satria 5min angamba de tonga nenazy ... de nandeha nody izy aveo..

enjehin'ny eritreritra be nefa za amzao satria tao atranoko ary tao ny vady amanjanako no nanao t@ sipako za.. ny vadiko tena tsy mahatadidiy inona2 mihitsy fa za no tena tsy milamina ny saiko..

tena tsy haiko izay atao!!

iza koa no vehivavy efa nanao otranzany de ahoana no nataonareo aveo..??