image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

anthoni

Member
Last seen il y a 1 an
Joined:
Posts:
1
Topics:
1

Kaiza kaiza jiaby..

mb mil toroevitra kel avy amnareo naman ato ny tenako..

Rariny ve ry reto ny valifaty @ fapirafesana? sa oe ti tena be ve za?

tratran vadik niaraka t@ sipa hafa za nis ftoana,, de nifona za saingy ts afak ono ny fony raha tsy mamalu faty izy..

tsy itako ze navaly anazy..

amzao nefa izy ataony fatako mitsy oe mapirafy izy, tena teneniny mitsy ndray2 oe avy nanao t@ band hafa izy,, ary tena ts mivaky loha mits izy efa ho tapabolana zao efa in 6 zay,,

oe firy volanaono za napirafy anaz ka raha ts afaka ono ny fony tsy ijanona izy fa afaka misaraka reefa tsy matanty..

t@ aprem teo zao de eo amasoko mitsy izy no miantso anle bandy oe hoavy any atranony..

tsy itako ze atao fa mba toroy hevitra.. ny namako sasany milaza oe mandrangitra anah fotsini izi..

nefa za ato mahita fa tena manao mety2 mitsy izy mivoaka ary ts mody rats efa maizina refa mivoka