image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

andriou

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
3
Topics:
2

Bjr, tena mba mila fanampiana hoan izay mahalala, izay efa nahatontosa, very hevitra tanteraka izahay eto ampanovana trano, nampanao devis fa hoe hoatao dalle beton ilay manasaraka ny RDC sy 1_ etage, kinanjo 75millions fmg teo ho eo ny cout nivoka, ka ireto no fanontaniako?possible ve izany raha toa ka 15X15 ny haben ilay surface, sa mety diso fanisa ilay mpanao trano12cm am io no hateviny, possible ve zany cout zany? manarak'izay, raha miditra amin'ilay pmancher bois ndray ve dia inona avy ireo mesure azo raisina am resaka isolation satria tena heno be ny bruit d'impact si bruit aerien dia mahasorena? misy mivarotra ireny oh mousse ireny ve eto amintsika sns...raha tena misafidy iza no tsara koakoa plancher bois sa beton, sachant hoe le mba tena tsy mifabkare reny ny etage roa samihafa no tena tanjonaary farany, nahita ilay resaka hourdis aho, mety ohattinona eo izy ireny dia aiza no misy mivarotra azy, be depense noho ilay dalle ve izy?Misaotra betsaka anireo zay hamaly

Salama e! aiza kay no tena toerana fangalana ireny fer sy ciment ireny, grossiste moa izany? ilay mba mora noho ny eny am quincaillerie ireny? misaotra o!