Toy ny mahazatra dia excité tanteraka ny temako rehefa mamaky ny tantara soratanao. Tena anananao ny talenta. Misaotra betsaka fa tena fy
Someone
Hihihi mampihomehy ilay saingy marina ihany koa anefa raha jerena amin'io fijerinao azy io
Marina ny ano ry Kalie
Malala
Anisany hitako olan’ny couple sasany amin’izao ny fiononana amin’ny firesahana sy fitoriana fitiavana sy fanehoam-pitiavana anaty tambazotra. Mbola hafa ihany nefa ilay ren’ny sofina sy tsapan’ny hoditra ary miantraika mivantana amin’ny sady maharesy lahatra ny fo amam-panahy.
Mbola somary maivan-danja sy tsy maharesy lahatra ary tsy tena mahafa-po ny fahazoana email na sms na mp isanandro, eny fa na dia feno tenim-pitiavana aza. Raha ampitahaina min,ny fihina na maso mifampijery na tanana mifampitantana fotsiny ohtatra
Ilay tompon’ny ve sa izaho izany lazainao izany ry “ ianaoyou “
Azo eritreretina ihany ilay teninao Sosoa fa na izany aza tokony ho ao anaty fotoana voafetra ihany io da raha volana maro kosa mety efa antony hafa an! Mba tsy hilazako hoe sao misy vehivavy hafa mahavariana azy any
Fijery tsotra ny ahy ity hoe raha vao variana loatra ao amin'ilay tontolo virtuel dia lasa mangatsiaka ilay fitiavana fa tokony ho famenon'ny tontolo tena izy ny amin'itony. Mihaona, miresaka, mifamihina, mifananiha'y, misangisangy, mifanoroko, manao firaisana...sns izany no anisan'ny maha mpifankatia ny mpifankatia (mpivady na mpisipa). Ny tambazotr anefa tsy afaka hanaovana ny sasany amin'ireo ary tsy hahasolo ny fihaonana mihitsy.
Expérience vécue ny ahy io
Hay ve ianao ihany io ry Felantsoa e :)
Waouhhhh tsara be, mahay mitantara ianao sady tena vitanao toy ny hoe manatrika azy mihitsy aho mamaky. Manaitra filana mihitsy ny mamaky azy. Bravo be ho anao
Meteza ianao hilazako hoe maivan-danja loatra raha teny no angatahinao hilazako ny ato am-poko. Mbola azo isaina sy azo tsikeraina raha izay teny, fatratra loatra ny fitiavako anao ka na izaho tenako aza tsy resy lahatra ny hanoratra azy, ny masoko mibanjina anao sy ny foko mitempo manaraka ny fitempon'ny anao angamba no hitako mahalaza azy. Ka hoy aho hoe aza maika hamaky izay voaangon'ny ratsan-tanako na handre izay voatonon'ny vavako fa avelao ny fitempon'ny foko sy ny fibanjin'ny masoko anao no hamboraka aminao ny halalin'ny fitiavako.
tohainananoo@yahoo.com