image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Songomby

Member
Last seen il y a 6 mois
Joined:
Posts:
7
Topics:
0

Le ranony be iny mihitsy no milay rizalà a

Milay ve nefa?

Tsy mahavoasazy, tsy maha bevohoka, tsy ahazoana aretina, tsy mandany vola, tsy mampiasa saina, ny tsirony nefa mitovy ihany, sady mahazaka ny vehivavy rehetra eto ambonin'ny tany. Milay rizalahy a

Tsy dia asiako blem raha ny ahy fa izay iray taraiky farany sy hanenina tongotra aman-tanana eo. Misy farany ny zava-drehetra. 99 andro an'ny mpangalatra, fa ilay 1 andro an'ny tompony no tsy ho zaka

Amin'ny anaran'ny ray......any izany

Samy @ reviny io. Tsy mihin-t.y izany rehefa madio.

Tsy mamely rangahy ty le mihinana any ivelany a. Miasa daholo ny vatana, ny saina, ny poketra.