Aleo aloh iverna ny iray amin'ireo filoha teo aloha d ita eo ndray izay apokany e
Tsisy azo atao izany na itabataba foana aza e,
Na mbola hanongana eny an-dalambe koa aza refa lany ny mpangala-bato
Tsy maintsy manaiky, Madagascar est un pays de la corruption
Mahereza d ny asa fivelomana atao tsara o
Tsy maintsy sarotiny retsy ah, teneno fa aza avela fotsiny amin'izao
Mandeh fona ny fifidianana na mirongatra be eo ndray aza ny peste.... Zaran'ireo ary vitsy ny mpifidy amzay mora ahodina kely ny vato koaaaa
Marary fo be i Belapin. Hahaha, aleo samy ahita ny tohiny eeeeeeee
Adinoy ny lasa e
Kely mihitsy, amin'io be procédure be vo azo. Fa aleo misy kely toy zay tsy mahazo e
Odio fanina fotsiny lé vadinao e, aza mahana be. Manahaka anao fona io na iza na iza ny rainy....
Tsy mahazo minana calcium fa manjary mihamafy ony ny lohamalemin'ilay zaza
Vola ti ry zareo ka vola. Aleo manomana 100millions de francs zany pour un essai, hita eo indray ny tohiny raha tsy mahomby. Manam-bola ihany isika malagasy mahatakatra an'izany :-(