image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Seheno

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
5
Topics:
1

Omena aspirine, levonina amin'ny rano dia forcena ohaniny amin'ny sotro

Nisy fotoana Pav 727 nisy, fa mila mandalo matetika. Ny tena mety manao commande, miresaka am'lé mpivarotra mihitsy

Eny Ambodin'Isotry aloha mijery e. Maro isafidianana eny sady misy arrivage matetika, eny ihany ireo mpanjaitra rehetra no mividy lamba. Sady mba afaka tonga dia mijery lamba hafa (misy sarisary ohatra) anaovana gilet ohatra

Miarahaba tompoko, miandry kely azafady indrindra fa mbola mitatitra ireo sujet rehetra izahay ato amin'ny moov.mg. Hitanao tsy ho ela eto avokoa ny sujet rehetra miaraka amin'ny commentaires rehetra. Mankasitraka amin'ny faharetana tompoko

Bonjour daholo. Hoan'ireo liana amin'ny resaka finday. Aminareo, inona no atao hoe téléphone intélligent? Misaotra mialoha ho an'izay hamaly