image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

SITRAKA

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
5
Topics:
2

Tsy itako zay azo lazaina @ nao madama,déjà lay madama efa manambady,izy ko efa manambady,tsy ho mpivady velively reo na dia mifangala-pitia any @ sisiny aza.Fa zao fotsiny lazaiko aminao,ny lelahy dia tsy maintsy mangala-pihinana any @ sisiny fona fa refa mbola mody ao an-tokatranonao izy mbola misy fitiavany anareo sy ny zanakao izany,fa omeo tambitamby sy karakarao tsara fona izy ,ataovy massage na dia tsy mangataka izany aza,fa ho hitanao fa ho tonga saina eo ihany izy.Izy tsy hanary anareo zany fa matokia anao.

Tena mpamosavy ianao ry "olombe" zany ve no mba torohevitra omenao azy e,lasa vao maika hampisaraka andry zareo zavatra ataonao zao,tokony tambitamby sy safosafo no atao @ zay tamana lay rangahy de tsy mitady any ankafa intsony.

Any ianao zay SILY,14 ans lasa zay,bandy zaho manoratra izao tena naratra am-po t@ fiarahana taminao fa tsy akory hatao.Tsy tahotra tsy henatra akory ianao mitelephone ny sipanao nefa za eo akaikinao,raha mba manana télécarte 50 Unité aho tamin'izay de nidonginao halaina fa hoe hiantsoanao ny fianakavianao nefa niantsoanao ny rafilahiko le izy,tena namoaka teny mangina tao ampoko aho t@ zay hoe:"Any aorina any raha hany ho anina sy lamba hitafiana mety ho hitanao ihany ,fa ny vady hiadanana sy ho tokan-trano sambatra de ho sasatra aminao izany.Ny vao2 farany henoko dia efa 2 hono ny zanakao saingy tsy misy Ray avy,miady irery ianao na dia efa miasa @ ireny microfinance ireny aza.Zao za nahita vady sady tsara mihotra anao no maotina no hendry,3 ny zanakay,milamina ny tokan-tranonay.Tsy nanenenako ny nisaraka taminao.Veloma ianao

Mba marina e,ny vehivavy refa tsy miasa fa ao an-trano fona dia manita kevitra.Refa izy miantsena iny de lasa mankany mankany,mifanome rendez vous @ lelahy any @ chambre.Ny vadiny amin'izany saforan-gony any ampiasana fona.Tena mampalahelo.Za ndray aloha de tsy hitady vehivavy tsy miasa zany hakana vady.

Ho anareo lehilahy mbola mieritreritra ny hanao marin na mpiasa an-tsambo,de efa amboary dieny zao ny saina fa tsy ho voatana mintsy ny vadinareo,maromaro ihany no efa hitako fa tsy mba milamina tokantrano zany reny,le ramatoa tena tsy tana mintsy na dia lazaina fa hendry sy maotina aza.Atao hoe phènomene naturel le izy,ny filany eo ihany,izy mba te hanatanteraka ny filany nefa ianao tsy eo lava,de homenao tsiny ve raha mba mahita tovolahy manaitra azy izy.Tsy hataoko lava ny resaka fa samia misaintsaina.