Manoro anao aho hiditra ampiangonana, ary hiditra anatin'ny groupe na sampana na fapianarana soratra masina, anampy anao am fianarana ny tenin'ny soratra masina fa misy soratra ao anaty baiboly oe mahadiso antsika ny tsy falalana ny soratra masina ary ringana ny oloko hoy ny Tompo nohon'ny tsy fahalalana, dia aza tara fa tsara ny mahalala soratra masina bdb mba tsy anonovana foana, misy ny paradisa, misy ko ny helo,
ny baiboly dia mapafantatra an reo avokoa, ka mila fahazotona sy finiavana ary fitiavana ny mamaky ny baiboly fa teny sy fiainana ny baiboly satria io no manoro anao anao ny tsara andovanao ny paradisa
raha ts mahalala ny principe sy régle ao kosa enao fa manoy ny fiainan'zao tontolo zao dia mety ahavoa ny olona iray zany ka tsy halalany ny sitrapon'Andriamanitra dia mety sanatria holasa any am afobe
Za aloa efa teo no niala: talohan'ny nanambadiko za no efa nanandrana sy niaina be anio, fa tena ouff, isaorana ny Tompo fa afaka ihany, mapalaelo mitsy reo tsy afaka nefa te hiala...dia eo ko reo tsy te hiala fa tamana...ka mapaelo ihany
mahagaga ihany zany zavatra tatarainareo zany!
dia aona oy vadinao taty aorina rehefa natsikaritra fa enao nakafy nanao zavatra tsy fanao otranzany
Atovy seriee!
Fa inona no mahatonga anzany ra namana ah? firy taona zao seh amizao no lasa mitsiry anzany tapoka teo?