image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Raz25

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
1
Topics:
1

Vehivavy 34ans no manoratra. Iray volana sy tapany izao aho no niaraka tamin'ny olona iray. Tsy bola nihaona mihitsy izahay taloha fa tao amin'ny facebook tao no nifakahitanay. rehefa nihaona dia nilamina tsara ary nilaza mihitsy iz fa tia ahy, nade ny fotoana 1 semaine 2 semaine nilamina tsara foana. indroa zao izahay no vao nihaona dia tao arianzay tsy nis fihaonana intsony. isaky ny magataka mba hiaona aminy aho dia milaza fa occupé foana izy (miasa sns...). Tatoato dia nanomboka tonga saina aho satria na ny message-ko ary dia indray2 tsy misy valiny ( efa ho 2jours). Rehefa misy occasion mba hiresahana anefa dia miezaka manotany azy ny antony mahatonga lay distance be (maninona no tsy mihaona mihitsy, zara raha miresaka...), milaza izy fa tsy misy ny olana ary tsy tokony hanay aho. rehefa miresaka koa anefa izy dia misy teny mamy ihany ...Sahiran-tsaina ihany aho amlay zava-misy satria tsy fantatra intsony izay ao an-tsainy. inona no tokony atao azafady.