image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

RandriaM

Member
Last seen il y a 5 mois
Joined:
Posts:
1
Topics:
1

Lehilahy no manoratra. Mila fanampiana na toro hevitra avy amintsika ato.
Izao ilay tantara: manambady aho, efa niteraka roa izahay. Ny olako dia izao: ilay vadiko tena gravy be raha hisavasava telephone, mail, FB sns. Hatramin'ny mail any am-piasana tena hitany ary voavakiny, ary tena anomezany lagy mihitsy raha vao vehivavy no mifandray amiko, na dia resaka asa fotsiny aza.
Za tena tsy nanampo fa ny mpiaramiasa no nanome morse hoe ny vadinao anie ka ôtran'izao. Vao haingana vao nivaky izy oe tena misava sy mitsikilo ôtran'izany.
Tena mba omeo hevitra hoe inona no solution fa mety hampidi-doza ny fombany (torian'ny olona ohatra na olana hafa).
Misaotra antsika