Ao anatin'ny saina daholo izany tahotra sy ahiahy izany,
Mandeha ho azy anie ny zava-drehetra izany rehefa entin'ny fitiavana, tsisy resaka taona, halebiazana, bikàna na endrehina sns
Izay ny mahatonga antsika sahirana mafy satria mamaky loha @ zavatra tsy tokony hiasàna saina ...
Tadidio fa ny tena manintona lehilahy dia tsy tena resaka ivelany ... hainareo ny tiako ambara, satria efa ao anatinareo izany,
Salama isika an,
Mankasitraka indrindra tamin'ny fanehoan-kevitra feno Fitiavana an i Madagasikara
Merci pour cette longue et intéressante constatation, et qui reflète la réalité, à nous de le voir de près.
Je vais encore prendre le temps de le lire ... et revenir sur ce post
Mirary soa
Mandram-pihaona indray
ka ny ankehitriny no iainany kokoa,