image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Ragasy

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
4
Topics:
1

zaianity<< Ts zany no solution @io, diso be ianao, Saaa!! ho teneni-nao kou i kalina oe misotro tôka de manôva mamo par jour kou?

ny dispensaire sy ny hopitaly aza tsy manara-penitra koa vao maika fa izay serenam-pira-manidina

Ny Lalao lasa hoe Neny. Ra8 lasa hoe Dada ary mety ho lasa Dadabe sy Bebe kou @2022. Hi hi!!

Hono ho aho, mba mandray fepetra ve ny mpitandron'ny filaminana gasy (izay manana ampahany betsaka noho ny fampianarana sy ny fahasalamana ao anatin'ny tetibolam-panjakana) amin'ity resaka halatra taova ity. Efa volana maromaro zay aty amin'ny faritra misy anay (Amoron'i Mania)no ahitana faty olona tsy misy taova intsony ao anatiny. Ny tenako moa tamin'ny voalohany tsy nino fa nihevitra hoe tsaho entina ampatahorana ny vahoaka any ambanivohitra fotsiny. Taty aoriana rehefa mahita ny 4*4 an-dry zalahy mivezivezy aty amin'ny faritra misy anay aty aho dia tonga saina ihany hoe tsy hisy olona handeha andany andro aty ankodahoda aty fa ao raha.Mba tsy andaingana dia aleo atao hoe amam-polony ny olona tsy hta, ny sasany mba hita ihany fa vatana mangatsiaka sisa, tsy ao intsony ny "organes vitaux", tato ho ato dia ny ankizy hatramin'ny 16 taona no lasibatra satria mbola tsy misotro sady tsy mifoka ka azo antoka fa manana taova salama tsara. Ka averiko ny fanontaniana hoe aiza ny mpitandron'ny filaminana????? Aiza ny mpitondra fanjakana???? Aiza ny député an'ny Fandriana, Ambositra ???? Avela ho faifaty foana any reny olona rehetra ireny??? Iza no ao ambadika????? Rehefa tsy mitaintaina amin'ny asan-dahalo ny olona dia mandry an-driran'antsy amin'ny halatra olona ndray, tsy misy olona sahy mandeha irery intsony aty amin'ny Commune ambanivohitra Miarinavaratra misy anay amin'izao fotoana izao. C'est vrai que pour une somme variant entre 70 000 et 115 000$ pour la transplantation d'un rein, ça en vaut bien la peine d'égorger et de dépecer ses semblables qui n'ont qu'un seul défaut: ętre pauvre! Aprčs le bois de rose, les pierres précieuses, pourquoi pas le trafic d'organes?Et les droits de l'homme et les droits de l'enfant, et le droit tout court.toutes ces conventions internationales qu'on signe qu'on s'engage ŕ respecter, ŕ faire respecter, cette chčre préambule de la Constitution malagasy qui prône le droit de chacun de vivre décemment, de vivre tout court... et le fahendrena malagasy(sa efa lasa malaza tsy hihinana ohatran'ny vilian-tsahona).On n'en fait quoi?????????