Raha ny vaovao farany dia efa nahazo rariny teo anatrehan'ny conseil d'Etat ny raharaha MBS, nofoanana ny didy fampiantonana ny fiasany teo, ka ara-dalana tanteraka ny hiverenany hiasa indray (Radio & Télé)
Amin'ny faritra Antanimora dia mivelatra be ny halavan'ny onjapeo iasan'ny Radio mivantana, raha tokony ho 95,2 MHz ity Radio ity dia 95,0 hatr@ 95,6MHz dia rakotra daholo, ka tokony jerena kely ny lafiny technique fa sarona ny 95,4MHz (MBS), araka ny vaoavao farany dia tokony efa afaka hiasa ny MBS, mbola andrana technique anefa no ataony amin'izao.Tsara maheno ny feo rehetra @ raharaham-pirenena ankehitriny fa tsy mihaino feon-dakolosy tokana,