image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Nirina

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
12
Topics:
4

Ny stabilisateur dia mitazona ny tension ho 220/230V no asany. Raha miakatra ny tension dia mampidina izy. Raha milatsaka ny tension dia mampiakatra indray izy.Misy fetra ny tension ambany sy ambony indrindra azony ampiakarina na ampidinina. Ohatra 180V/300V fa raha latsaka na mihoatra io ohatra dia tsy vitany intsony ny asany.Misy fetra koa anefa ny tanjaka ny appareils azony zakaina. Ohatra 1000W ka raha mihoatra an'io ny ampiasainao dia ho faty vetivety ilay stabilisateur.

Mahaliana ahy ity sujet ity. izaho koa dia mikasa ny hanao trano koa izahay. 7m sur 4 ilay izy.

Aleo izany aloha ilay vola @ fangatahana permis d'habiter mba ahafahana misitraka ilay 10 taona.Misaotra anareo rehetra!

Misaotra anao!Raha azoko tsara izany dia ny 10 taona voalohany tsy tokony hisy hetra-trano mihitsy. Nefa ilay commune dia mangataka hetra-trano tsotra izao.

Miarahaba antsika rehetra aloha e! Azafady fa tena adino iny.

aranHono ho aho azafady, mbola misy vola aloa hono alohan'ny tena hahazahoana ny titre ah! marina ve izany azafady. Raha misy dia ohatrinona kay azafady. Misaotra betsaka

Efa andalam-mpamitana

Tsy vola halatra izany kosa eh, pret vao hatao aza. Tsy trano be fa izay mba hialana @ ilay hofantrano isam-bolana sy fifindrana lava fotsiny.

misaotra betsaka amin'ny valinteninareo

Misy mahalala ny fisian'izany "Permis d'habiter" izany ve isika ?