Efa nisaraka efa ela zahay efa ho 4 na 5 taona
Salama daholo
Lehilahy ilay manoratra
Mba mila fanampiana zareo a
Zao ilay tantara
Niaraka tamina vehivavy iray zay zah,naharitra teo amin'ny 2 ans mahery teo zahay no niaraka,efa oe hivady mihintsy zahay tamin'izany fa nampirafy anah izy dia nisaraka zahay.
Efa samy manambady izahay amin'izao ary efa samy niteraka.
Mitaraina amiko izy amzao fa tsy mety excité mihintsy rehefa manao amin'ny vadiny fa lasa mieritreritra ny fiarahanay taloha foana,hany ka lasa tsy tonga mihintsy ilay filàna ary tsy mazoto amin'ilay firaisana.
Ka mila hevitra amiko izy,efa natao daholo ozizy zao fomba rehetra zao(sady mijery X,manadino...)fa tsy nety.Tsy hitako izay havaly azy ka sao dia mba misy manana hevitra.
Misaotra ee