za efa niala tamin 2015, tsy mbola nanambady za no niala tamin io sehatra io
Misy filazana ao ambony ao hoe ndrai2 refa taitaitra iny ny filana dia mavesatra any anaty any lay izy, dia oy aho oe za ty efa afaka, fa ra taitaitra eo za dia mety ho lavo sy tafaverina ary dia cercle vicieu eto fa aleko manambady ra mbola azoko atao dia amizay tsy mora latsaka aho.
dia depuis za nanambady aloa dia tsy niverina taminio tsouny aho, ary isaorako an'Andriamanitra lehibe satria tena manome hery ahy Izy entiko manohotra.
Raha toa ka hoe te iala nefa tsy misy hery entina manohotra (tsy tena am ilay feno vavaka, na tsy manao sport sy tsy manana moral enti manohitra fa kely2 herintsaina) dia taraiky sy tafaverina fona.
Dia lasa tiko koa ny vadiko ary vao maika nankafiziko ny ankohonako dia varina amzay ny saiko dia zay no expérienceko
Misy fakam panahy fona eny rehetra aleha eny fa za efa nanao trait dessus ary tena efa nivoidy, tsapako koa fa efa betsaka no vitako tao ary ny tena napataotra ahy dia betsaka ny bandy akama niaraka niaina tao anatin io sehatra io no efa tsy eto an tany intsony nohon'ny etraketraky ny tany (aretina mifindra bdb) dia naleko nanapakevitra n iala.
Indray mandeha za niresaka tamin bandy zay dia nijoro vavolombelona taminy za oe tsy manao tsouny dia oy lery oe mbola homo fona ela fa juste nia hendry fotsiny dia eny oa tsy manina zany, refa manadio ny tenako fotsiny aho dia zay no zava dehibe satria fahotana fady indrindra ao am baiboly raha telo io ka sao taraiky am zany dia very mandrakizay satria za moa kristianina mafana fo dia zay no tena nanampy be ahy ialana aminy izy ty.
Mahereza ho an zay te hiala ary manentana anareo zay mbola makafy, mandalo izao fiainana zao sy ny filany fa zay maharitra (amin'ny fakam panahy) ihany no vonjena
Bjr,
nanao aona ny fivoaran'ny filanao fiarana amin sipa nandritra izay fotona zay, efa naha poinse ihany ve, asio suiteny oe
dia tsy nifampiresahinareo mitsamy tsouny ve io expérience nareo roa lahy io taty aorina? lery zany mety efa otranzay mitsy matoa ni initier an lay revy
bjr za efa napiasa il y a 12 ans passé, ie nety tamiko izy tamin zany satria za mbola jeune fa asa ra mbola mety refa ela be aty aorian, satria ra efa nahazo taona dia mety efa misy antony maro matonga lay fandehany tsy mienjana tsara fa raha lay tamin moins de 20 ans dia mety juste panne passagère dia voavah ny blocage
Sao mba manana contactny nareo
Lehilahy aho no manoratra, dia efa milamina ve nareo mivady amizao, somary saika nitovy tamin'ny casko nenao sy ny mombanao, nanotany tena mitsy aho oe za rery ve no miaina fiainana tahaka izao? tena ila tsy ho zaka fa lasa any fona ny saina dia malelo ilay fo, otrany te amaly faty zany fona nefa vao maika simba lay tokatrano ra manao anzany ka dia niezaka nanadino lay olana dia nanao zavatra hafa zay nahafaly ny fo saina, mahereza dia amin'alalan'ny vavaka no anadinoy zany ka miresaha amin'Andriamanitra e
momba ilay hoe fitsiritana, talohan'ny nanambadinao ve dia efa nisy io sa teraka taty aorina ilay fitsirirtana?