image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

MiaranaR

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
2
Topics:
0

Bsr daolo, saika anontany azfd sod efa nisy nano hyperstimulation ovarienne nareo ato d nanao aona, sous clomid sy fostimon za d marary be otran reny manao regle douloureuse reny d niverina tany @ Dr d nomeny anti-inflammatoire ftsn, merci

bjr daolo, vaovao ato ny tenako! 2ans et demi zay zahay no nitady zaza, ny cas-ko dia nanao sopk ny ovaire 2 d nanao taitement fa tsy nety sad tsy nety bevoka d tsy maintsy nanao coelioscopie tao @ Dr Vonjy HOMI t@ mois d mars d niandry 5mois apres vao nanomboka traitement mandritra ny 3mois d efa ao anatin'ny 3eme mois ana traitement za zao d apetraka @ Tompo fa fantany zay mahasoa! mirary soa antsika rht ary aza mitsahatra mivavaka