tsy haiko fa lasa manahy eeeeeeeeee! zay ngamba no azoko lazaina !! tsy haiko , variana amina inona re? sipa ve? namana ve? asa ve? etc... le hoe adaboka aloha tsy eo aminao ny toerana dia moramora amina ny miteny an'ilay izy fa sarotra ny manajanona relation tampoka nefa ianao mbola tena ao anatin'ilay fitiavana....
Tamin'ny voalohany toa mazoto miresaka sur facebook ohatra, sms, appel etc tsy andry izay aha-maraina ny andro iresahana ....... nandeha ny volana toa tsy misy intsony izany... nefa mbola en couple soa amantsara! dia nanontaniana ramose oe fa ahoana no toa lasa tsy ohatran ny taloha intsony, tsy dia mandefa mp, sms , appel,etc... tsy dia nahazo valiny, manahy mafy .....