image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Lova

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
31
Topics:
10

Na teto Antananarivoa za anie efa nisy ny olona traité à domicile tamin'ireny fanombohan'ny covid-19 teto ireny. Any Toamasina izao dia efa misy olona 16 manaraka traitement à domicile. Ny zava-misy any Toamasina anie raha mijery an'ireo tarehimarika ka tena grave e. Isan'andro dia am-polony ireo tranga vaovao. Aiza ny toerana asiana an'ireny ? Ny foyer social, ny gymnase ny CRJS izao efa namboarina natao handraisana marary. Fa ireny koa manana ny limite ny capacité d'accueil. Tsy aleo ve aloha izay afaka manaraka traitement à domicile dia mijanona any an-tranony. DIa ny hafa no manaraka fitsaboana any @ hopitaly ?

@Lito. Ho an'izay mahafehy tena tsy hivoaka ihany io. Ho an'izay manana téléphone. Ho an'izay manana efitrano ahafana mihiboka sy tsy mifanerasera amin'ny hafa.

Azo atao tsara io amiko. Mila autodiscipline fotsiny rehefa te hositrana. Hajaina ny fepetra tenenin'ny dokotera dia vita io.

Lozaaminatambo : Tsy mety voafehy angaha lery ?

Article 7: Tout fait ou geste qui fait penser au rapport sexuel sans qu’il y ait pénétration ou attouchement sur la personne d’autrui, par violence, contrainte ou menace est puni d’un an à trois ans d’emprisonnement et d’une amende de cent mille Ariary à un million Ariary (100 000 Ariary à 1 000 000 Ariary).

Azontsika atao ny mifampizara amin'ny message privé eto @ forum anie.

Vao nampiakatra ny frais d'inscription ry zareo Frantsay. Mila homanina anaty budget aloha izay.

Raha mandeha sambo El Condor dia manana options roa : na maka ao Toamasina (50 000 ariary ny ticket), na tonga dia any Mahambo (40 000 ariary).

izaho koa namaky ny témoignage anareo tato fa tena au bout de mes larmes mihitsy.