image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Lauren

Member
Last seen il y a 1 an
Joined:
Posts:
1
Topics:
1

Tam krismasy, nahita publication tam fb za oe "qu'est-ce que tu veux pour Noël ?" D namaly tao an tsaiko aho hoe : juste une épaule pour pleurer.

Mafy izany hoe tsy mba misy itarainana, tsy mba misy olona mba afaka hamafa ranomasonao, tsy mba misy sofina mba hiaino ny marary anao, fa miezaka mitsiky ho an izy ireo zanako sisa.
Mafy zan oe hitan ny vadinao ny alaelonao, fa na hirotsaka isan andro aza io ranomasonao io dia tsy mapihotsona ny fony akory, na indraindray bongo io masonao fa fady ny mba hangoraka anao zan.
Raha sendra mba itaraina, na mba hitantar dia tsy mba misy mihaino anao.

Hany ka rehefa malaelo d miezaka tena miafina tsy mandatsadranomaso, miafina mitomany, komboniko ho ahy samirery raha mbola azo atao, satria vao may marary ny mahita fa tsy mis vidiny ny ranomaso latsaka.
Mino aho fa mahay mijanona tsy mitempo intsony ny foko rehefa hitany fa tsy zakany intsony.

(Juste manoratra ato mba hampisinda kely ny foko)