image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Lalaina

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
3
Topics:
3

Misy olona mahafantatra afaka mi installer biogaz ireny ve hatao any ambanivohitra fa miopy kisoa. Nahita amny net aho fa association DIANA any Nord de Madagascar no misy. Betsaka ny tany rehetra no efa manao toy Chine, Inde, Vietman, Afrique sns... asa reo sinoa eto Mada reo ve mba afaka manao.
Misaotra zay mamaly

Miarahaba, Inona re no vahaolana fa manana nièce azy nanala bac in 4 nefa dia tsy mety afaka, tena mapalahelo hoe inona no hatao aminy fa tomany tontolo andro. Izy aloha dia mazoto mianatra ary tena mahafoha maraina fa le resaka français dia tena faible izy hoy ny mamany nefa efa apanaovina cours hanapy azy fa dia eh eh. Asa na mba misy technique hafa na misy mahita hevitra fa hiala nenina farany hapianarina indray dia ho hita eo.

Miarahaba, Manana zanaka vavy 17 ans aho ary mipetraka aty ivelany izahay. Ny olana dia miaraka aminy ankizy namany tsy tiko izy satria akizy tsy mitovy niveau aminy izany hoe mitovy taona fa ny niveau aminy fianarana aty mako tsy mitambatra daholo ny classe fa raha tsara note dia misy niveau hafa ianarana. Hitako izy taminy herinandro lasa teo miaraka aminy akizy vavy namany dia misy akizy lahy 2 koa ka nifanena zahay fa tena tezitra aho dia nolazainy an'i dadany hoe zaho manao jery ratsy azy hono.
Nolazaiko an'i vadiko fa io akizy namany io misitona azy ambany fa tsy mitovy niveau zareo satria lay akizy vavy namany tena faible fa ny mamany ( tsisy ray izy) tsy mandraharaha au lieu de hoe apanaovina cours avelany mirenireny ary efa manomboka manao sipa. Navaliny vadiko dia hoe tsy afaka mandrara azy isika fa hatraminizao ny note any apianarana tsara. Nanotany ahy ny zanako hoe inona no atony anaovanao jery ratsy ahy nony nifanena isika dia hoy aho hoe tsy tsara ve hoy aho raha miaraka aminy piara-mianatra miray classe anao mandeha mivoka nareo toy izay amin'ireny olona tsy mitovy niveau nareo satria ny devoir tsy mitovy, tsy betsaka devoir ny akizy faible nefa ny anao betsaka devoir sy sarotra ny niveau dia tezitra moa izy fa ny namany ray kilasy aminy tsisy mi interessée azy ary leo ny fehizina izy fa tiny ny hahazo plus de liberté sns.. ary leo ny fianarany koa izy fa sarotra ka hiova fianarana hafa. Nifapiresaka moa zahay mivady fa omena plus de liberté izy zany hoe avela hivoka fa kosa hoy aho ny note raha misy ratsy dia ho avy aho ary ho hitanao ny fahatezerako. Ny tiko ilana hevitra aminareo hoe inona no zavatra azo atao hialany aminy namana ratsy mitarika fa raha mitohy dia ho very sy hanenina ny zanako io any aoriana. Misaotra anareo mamaky sy mamaly.