image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Katjia

Member
Last seen il y a 9 mois
Joined:
Posts:
2
Topics:
2

Efa notantaraiko teto ihany moa fiandohan'ito tantarako ito tamin'ny taona lasa, aventure niainako tamin'ny taona 2019 ilay izy. Vehivavy aho ilay manoratra a
Ity taona 2024 ity vao nahita occasion hihaonana indray satria nidina taty amin'ny région ako izy, hanara-maso chantier lehibe aty an-toerana.
Izahay moa tsy nitsahatra nifandefa mp (na nanao appel vidéo) na dia nisy ary ny elanelan-tany.
Talohan'ny nahatongavany taty dia efa niteny tamiko foana izy, fa ny andro ahatongavany dia ho alainy ao ampiasana aho. Efa folo hafatra mihitsy hoe: ny andro ahatongavako any dia robe na jupe no tsy maintsy hanaovanao, dia asa asiana sous-vêtements ozy.
Hariva2 tamin'ny 17H40 teo izy vao tonga taty, ary izaho moa dia vonton'anatra ka dia niandry azy tao ampiasana tokoa. Izy sy ny chauffeur no tonga naka ahy teo, somary sadaikatra moa aho, fa tonga izy dia niteny hoe: ho ateriko any amin'ny hôtel lery, fa izaho hody any aminao. Teo vao nahazo aina.
Mandra-pahatongany moa tsy afeniko fa efa nangitakitaka eeee.
Naterina ingahy chauffeur dia lasa izahay niodina mora2 nanodidina ny ville, nijery toerana mangina tsy dia lavitra ny bord. Andro manorana be moa tamin'izay, ka dia tsy dia tazana firy tanaty fiara.
Vao nijanona dia nivadika tao aoriana, niakatra mora2 ny safo2 sy oroka2, nolalaoviny tamin'ny tanana ny four-ko, tena hetsaka tanteraka aho. Izy moa nanao short rangers somary malalaka ireny, noteneniny aho hoe: miakara eto amboniko ozy hampofoiko, nakisany mora ny short any, dia nampidiriny mora2 tao anatiko ny bbt-iny. Tena tsy hitako izay hi-qualifié-na ny sensation ako, fa efa ela loatra angamba niandrasako azy ka dia tena hoe nidirany tao no ela dia izaho no ni-jouir.

Aleo tohizatsika any an-trano hoy izy fa izaho te hihinana vatanao iray manontolo, (nefa ny azy tsy lasa akory).

Niditra ny trano, izahay 2 samy tsembony hafanana sy ny excitation angamba, dia lasa niditra douche nisaika. Vao niditra douche, nifampisasa, nanomboka nonoiny ny nonoko, nidina mora2 nilelaka ny kiboko, nidina ihany nilelaka ny four-ko, somary ningainy moa ny tongotro dia nitingitingina izy ninono ahy. Mivadia ozy, dia somary atondroty kely divonao. Vao nitodika aho, novelariny raviny, tsy nampoiziko mihitsy, nolelafiny ny lavaka, tena sambany tamin'ny fiainako nisy nanao ahy izany. Fa tena niakatra be trop feeling ako.

Nalahelo four-kelinao aho, tsy misy farany nolaiziny, matsiro four malalako, dia nobatainy mora2 aho (izaho moa kely2 izay) fa izy sady lava no maventy2. Napetrany teo ampandriana, nataony missionnaire aloha sady ningainy ny féako, nataony mora2 tena nalefaka, fa tena sambatra aho ee.

Nataony nanao position levrette amin'izay aho, sady natsofony tanaty four-ko ny azy no natsofony tanaty divoko ny tanany, sady manao va-et-vient izy no miteny, tianao ve zany? tianao ve zany? dia manaiky aho sady misefosefo ihany, nataony niha-mafy moa rythme sady nanontany izy efa akaiky ny ahy, efa akaiky, mila ketoketohanao aho ozy. Fa nitenenany an'izay no ela, fa lasa indray koa ny ahy e. Vao lasa ny ahy, henoko niha ngeza be izany koa ny azy, dia somary nikiaka mafy kely izy dia lasa ni-éjaculer.

8 andro moa nijanonany taty, fa dia 8 andro presque voky sexe aho,

Dia izay sy izay ilay tohiny zareo aaaa

Expérience niainako t@ 2019 izy ity fa tsy sahiko tantaraina mihitsy, tsy sahiko conféssena ihany koa satria fahotana nefa tena nankafiziko loatra.
Tany Tana foana ho no niasa taloha fa nanomboka 2018, lasa aty @ faritra antsinana, nahita asa nahafinaritra ahy no tena nifanaraka @ diplaoma hananako.
Tamin'izaho niasa tany dia nisy mpiara-miasa tamiko izay, tena nifandray be tamiko, nifampitondra toa mpianadahy izahay, ary koa moa samy mpikambana anaty vondron'ny tanora tamin'ny paroasy nisy anay avy. Dia tena nifandray tsara ny onde, rehefa ela ny ela, niha nitia mangina azy aho, fa izy tsy dia haiko tsara ny tao anatiny. Rehefa diso nikiky ahy moa ny fitiavako mangina azy dia nanapa-kevitra ny hiala aho, dia nahazo ilay asako amin'izao fotoana.
Ny resakay anefa dia nitohy foana na dia nifanalavitra ary, niresadresaka momba ny fiainana sns teny matetika. Izy tamin'izany fantatro fa tsy mbola nanana na sipa ary.
Tonga ny volana jiona (toa izao), nilaza tamiko izy fa hanao mission aty @ faritra misy ahy, ary maharitra 15 andro eo, dia nanontany hoe aiza no misy hébergement mba tsara2 any fa izay izy vao handeha aty hatrizay niainany.
Tonga ilay fotoana handehanany taty, 27 jiona tamin'izay (vao vita fety), nitsena azy aho. Dia rehefa nandeha ny resaka dia lasa nipetraka taty amiko izy, izaho moa mipetra-drery aty.
Ny 5 andro voalohany nahatongavany, tena nilamina, nifandray tsara, tsy nisy resaka ambigûe na kely ary, eny na dia nisy sangy2 aza taminay.
Isan'andro moa, miala maraina izahay dia efa hariva @ 6 aho vao mody, izy kosa @ 7 eo eo. Toa izay foana.
Andro talata tamin'izay, izaho moa tafody alohany foana. Vao tonga aho dia nandeha nanao douche toa ny fanaoko. Kanjo, handeha hivoaka ny douche aho, izy handeha hiditra, hakao @ toilette (miray efitra ny douche sy WC). Tsy nampoiziko mihitsy satria tsy ora fahatongavany ilay ora.
Izaho misikina serviette tamin'izay. Nifandona izahay ka latsaka kely mihitsy ny serviette ako ary nipoitra ny nono ilany.
Tena gênée be aho, izy anefa nitsiky hafa2 sady nanatona ahy, menatra be ve ndry ozizy fa hitako ny nonon-dry?
Tsy nahateny aho, fa nivara-mena.
Dia sady mbola notomoriny akaiky kely ny tarehiko, ny foko amin'io mitempo à 100 à l'heure.
Nefa mahafaty2 kely ahy ny zavatra hitako teo, ozizy hatrany.
Nanatona akaiky be izy dia norohany aho, izaho tena tonga dia ohatran'ny voan'ny bemanaiky izany, tsy afa nihetsika.
Nifanorokoroka ela be teo izahay, dia nampidiriny mora2 tanaty serviette ako ny tanany, nokitihiny ny ffako, izaho efa mando be.
Nolalaoviny ela2 teo, ndao hakao @ chambre ndry ozizy, dia tena hoe nanaraka fotsiny tsotr'izao aho, tsy miteny tsy nivolana.
Nataony nidaboka tambony fandrina, nesoriny ny serviette-ako, tonga dia nonononony be teo. Izaho saika lasa adala.
Tian'dry ve zany ozizy, dia eny koa ozy ikala adala. Nonony ny nonoko, nolelafiny ny vatako iray manontolo.
Izaho efa mila ho lasa adala hanaovany azy, nesoriny ny patalohany, fa tena tsy mbola nahita habeana bb toa izany aho, (efa nanana ex talohany fa ny azy tena hoe!!!!!).
Nataony nitsangana kely aho teo ambony fandrina, dia nobatainy tonga dia napetrany teo ambonin'ilay filahiany mihenjana be.
Natsofony ilay izy, neveriko fa tonga hatrany ambava-foko, nanao va-et-vient teo, vao niditra ny azy tonga dia lasa ny ahy fa tena tsy zakako intsony mihitsy.
Tsy naharitra ela be koa ny azy dia tonga, fa navoakany taty ivelako.
Tian'dry ve ilay teo ozizy, (izaho ohatrany mbola very2 saina, mbola feno spasme vatako, no namaly hoe eny oah!!!)
Tonga dia ozizy tamiko, hollko foana ndry ozy mandra-podiko any Tana zany.
Fa mandra-pahavitan'ny mission any, nanao foana izahay presque isan'andro. Amin'io kay izy tena maharitra ela be mihitsy vao lasa ny azy, 45mn eo. Fa nandritra nijanony tato amiko, tena nolalaoviny tanteraka ny vatako, izay position tsy vita no tsy haiko intsony.
Dia izay ilay izy ry zareo, fa tsy mety maty ato an-tsaiko aaa.