Bonsoir doly,
efa ela be tsy niditra teto fa tena varina nitady vola sns mba anaovana ny 2ème IAC tao @ RAKOTOBE. indrisy mankony fa kely hono ny réserve ovarienne-ko dia tsy nety izy ny idiranay IAC tsony fa mila manao FIV. @ avril zay no mikasa iditra fa saika hanontany za hoe misy ve tato efa nanao FIV tany @ Dr Jean Noel any Tamatave na Ile Maurice ? Sao mba afaka milaza mombamomban'ny protocole, ny fandehany sy ny vola ilaina @ zany ?
Efa nitady ihany za t@ page rehetra (ctrl F fotsiny aloha), dia tena tsy nahita valiny tena hoe mahafapo na détaillé tsara.
Misaotra betsaka ho an'zay mety manome valiny sy partage d'experience.
Bjr,
Mety mahazo ******* an'i Dr Jean Noel ?