Tsy ilaina mitantaratara izany fa tazomy anai izay tsiambaratelonao tany
Andramo aloha dia hohita eo e
Iza no efa nanana aventure na tafalatsaka mihintsy aza ara-pitiavanaamin'ny zaobaviny raha lahilahy na zaodahiny raha vehivavy.Mety misy hiteny hoe aona ary izany sujet izany fa izany mihintsyMisokatra ny adihevitra
Iza no efa nahita na niaina ilay tantara hoe lehilahy niaraka tamin'nyzaobaviny na ilay vehivavy no lasa niaraka tamin'ny zaodahiny?