:), ny tena antony nakako azy dia satria izy andeha ho any ivelany dia tsy ho hita intsony ra tsy mety afaka taona vitsivitsy indray. Talohan'izay aho ohatranao izany ihany koa, maka tsirony fotsiny.
Lehilahy ilay manoratra.
Tsy aiko izay mahazo ahy , fa tena lasa mankafia mifofona ny silipon'ny zandrin'i Madama aak. Tonga atramin'ny fangalarana mintsy ny farany.