salama nareo, i Tovo no manoratra,
izaho dia nivady tamin i Kanto, efa taona maro. Nilamina ny fiainanay, nanana ny ampy izahay, tiako izy kanefa, ny saiko feno vetaVeta loatra ! tiako loatra ny firaisana ara-nofo, mameno ny saiko, satriko ho eo foana, ary tsy ampy ahy ny vadiko. Manana compte fako aho fanadalako sipa, firesahana amina sipa, fanaovana plan, efa nataoko ny aventures maromaro : miaraka amina vehivavy 2, vehivavy 3, botabota, mahia, antitra, tanora, ... misy fotoana maka mpanao massage ireny manja kely ireny.
i Kanto, vehivavy tsotra, hendry, na dia hoe tsara bika sy endrika aza, raha ny bikany dia tena gitara be hoy isika. bika anie zany e ! iny valahana iny tena tsy haritro. Izy anefa tsy dia tena tia an io resaka firaisana io, manao izahay fa tsy ao ilay feeling e ! ny azy adidy angamba na asa re ! mety ho reraka ve, nefa izahay manana mpanampy anakiro, chauffeur, ...
i Ony, zokin i Kanto dia anisan ny vehivavy manintona ahy, fa izaho moa mankafia alavitra fa tsy sahy satria zaobavy. Izy dia tena hoe lasitra iray amin ny zandriny, fa izy fotsiny somary "misetrasetra" raha oharina amin i Kanto. fahafinaretako ny mijery azy mibika midoladola rehefa mandeha, rehefa ita misoritra avy aty ivelany ilay string hanaovany. Mi fantasme aminy aho, tsy haiko raha itany fa za tena manara maso azy. Rehefa mandeha piscine izahay na tafiaraka mandeha vacances dia ny hafaliako mahita azy roa manao maillot ! revin adala ny ahy ao an tsaiko fa ohatran ny itako ery hoe indray andro any izy roa miboridana eo amasoko, kay !!!
Tany amin ny vacances tany indrindra no nisehonà zavatra iray, efa an-taonany maro, izy roa vavy moa miaraka miantsena matetika ka dia nitovy ny sacs anzareo. nanofa villa izahay nandeha tany Sainte Marie, efa samy tao anaty fiara za no niteny i Kanto hoe adinony anaty sac ny télephone-ny fa ndana alaivo, ao amin ny salon. Lasa aho niakatra ary, somary sosotra, itako ilay sac teo ambony latabatra kay, nisava aho, tena diso sac, an i Ony ity, inona no itako tao ? Sex Toy, nifono lamba, tena efa haiko hoe tia tia an izany iny Ony iny, nofofoniko ilay izy, dia naveriko tamin ny laoniny.
Nisy fotoana aho tratrany nampiresaka sipa tamin ny phone, nanomboka teo aho dia nataony chantage, ary lasa "esclave-ny" resaka sexe, tiako ilay izy satria efa ela aho no nitsiriritra azy, saingy tsy avelany mijery aho no feheziny ny zavatra afaka ataoko.
tamin ny alakamisy teo izahay dia nanao, saingy tsy afaka nijery aho na nitsapa arak izay tiako. Andeha ho any Toliara aho pour deux semaines, malaelo an ny kilalao anay sy Ony anefa aho.
alohan ny handeha dia nanakarama bandy taxi moto aho hanara-dia na hanao detective ho ahy, manaraka sy maka sary an i Ony, manao rapport amiko rehefa tonga aho amin ny toerana falehany, ny olona hiarahany, sns...
Aty Toliara izahay, nizotra tsara ny dianay aty, séjour en famille moa ny aty ka tsy dia tena misy zavatra hoe matsiro tantaraiko anareo ankoatran’ny hoe nandefa message ahy i Ony indray maraina. Tsy nampoiziko ilay izy satria izy sady miresaka appel vidéo amin ny vadiko no iny nisy notification tafiditra taty amiko « Ony R. Vous a envoyé une photo », taitra aho, soa ihany i Kanto fa somary alavitra ahy, tsy dia mpandefa message ahy izy, nosokafako malaky, sarinà f*ry ilay izy, ary misy s€xToy mihiditra any anatiny, ilay kilalao itako tanaty poketrany, ilay sary nisy soratra hoe "Je sais que tu as vu" ! hainy izany hoe itako ilay kilalao-ny tamin izay ilay nandeha vacances niaraka iny.
izay aho vao nahita ny azy, vao nanomboka nandinika aho, madio be, somary mavo kely, mandina kely, dia iny fa nanjavona ilay izy "Message retiré". Tena hampijalian'ity vehivavy ity aho, tena milalao izy.
Tsy namaly aho satria mino aho fa bediny raha namaly teo satria hoe naka risque, ny hany nataoko dia lasa aho nanokatra ny compte facebook-ko dia nosokafako ny profil-ny ka nataoko j'aime ny photo de profil-ny, toy ny hoe mandefa signal kely azy hoe voaray ny hafatra.
Niantso ahy moa ilay bandy teo an-tanana natako niambina an i Ony hoe manana vaovao izy fa saingy hoy aho taminy hoe aleo rehefa tafody any aho fa tsy manam-potoana handinihina tsara aho.
Rehefa tafaverina aho dia naka fotoana nilamina niaraka tamin'i Chris (anaran ilay taxi Moto), nentiko nisotro kely lery akoatran ny valopy karama nomeko azy.
Navokany ny télephone-ny ary hoy izy sady nitsiky :
efa saika diso fanantenana aho satria dia tsy dia tena misy afahako manova tendance amin'ireo sary ireo, ny tanjoko manko dia ny hoe mba izaho indray no hanao chantage an i Ony, nihiratra ny masoko, nidoboka ny foko, lasa ny saiko, inona re no mety ho dossier be izany e !
nojereko ilay sary, i Narindra, naman izy mirahavavy hatramin izay, azo lazaina fa namany akaiky, vehivavy tsotra, hendry ary sarotra ho ahy ny hihino hoe hanao fiainana ohatran izao ataon i Ony izao.
tena mazva tsara ny sary. faly aho, satria manana carte à jouer !
Somary nandona ny foko ihany anefa ny fahitako sy fahenoko an izany resaka rehetra izany. Tsy hoe malaelo resaka fitiavana fa hoe je veux appartenir à son monde, je veux profiter de son coté sombre, dirty, ...
Faly aho anefa satria, haiko tsara fa namana akaiky an zareo i Narindra ka hanimba zavatra bedabe raha hain i Narindra izany fiarahana izany.
Nampiako ny volan i Chris, nampiako ny labierany, dia lasa aho. Izao no ataon lah ry bain, mbola araho izy, ary antsoy aho rehefa itanlah miaraka izy i Jérémie (vadin'i Narindra)
Haiko izy fa miandrandra mafy ny hiray amiko, ary tapaka ny hevitra fa omeko azy izany androany, nataoko niaktra teo ambony seza izy, nataoko natory, ary nanao 69 izahay, nipetrahako ny tarehany, henoko ny lelalny misavasava ny friko, nisalasala aho, avy eo narosoko ny vdiko, nataoko teo amin ny vavany ny SIM2 ako, iny fa nolelafiny tsy nasiany hantra, natsofony tany ny lelany, vao maika excité be aho. Omeko fahafam-po ianao ry Tovo fa manome ahy, niondrika aho ary nonoiko ny azy, noleladelafiko tsy misy ohatran izany, nasiako rora, nolalaviko tamin ny tanana, henoko izy minainaina be, misefosefo, mitazona mafy ny vdiko, ho tonga izy izany, izaho tsy te hiala fa navelako ho tonga ny azy, niala aho fa tsy foiko mbola omena azy ny lelako, notohizako nolalaovina ny azy amin izay mivoaka tsara daholo, feno ny tanako, izy minainaina ihany minono ny friko, mivoaka daholo ny taimbny. rehefa nivoaka daholo dia nolelafiko ny latny, mba tsy ho faty, nonoko be, ary izay fa mbola velona, manomboka velona, niteny azy aho hoe" raha velona ianao dia hanao isika", tonga tany an tsainy angamba izay ka tonga dia velona be ny azy, tsy niandry ela aho fa niodina aho, ary nipetrahako ny lat*ny, omeko lamosina izy, "tazomy ny valahako", hoy aho mantsy azy, natsofoko tany anatiko ny azy, nopôpiko ny azy hihiditra tsara, nosivaniko tsara sy mafy be izy, henoko mankafia be, za koa mankafia, te ho tonga za, fa niala aho, nobitsibitsihiko izy hoe "ndana amin izay dia rehefa avy any Toliara indray, manaova douche dia fafao ny trano dia ndana mody, aza manao veloma ahy akory, dia ny foulard-ko hajanony eo", niala aho dia nonoiko kely ny azy dia lasa aho niakatra.
nofafany ilay trano feno rano izy avy nanao douche teo, natsipiko avy any ambony manko ny serviette sy ny famafana trano, izaho niakatra nilalao ny ahy mba ho tonga indray, izay fa henoko ny varavarana misokatra, lasa izy, madio ny trano, ny fahafinaretako azo. Merci zaôdahy !
tonga izy, nitsapatsapa sao nianjera, teo alohako izy "aza mihetsika intsony ianao, dia mandohalika", niaraka tamin izay izy dia ni s'exécute. "nonoy ny ahy" zay no teniko, avy izy, namoaka ny lelany ary nitady ny friko., izay fa itany, nanomboka nilelaka izy, ny feako nasabakaiko, toy ireny alika noana ireny izy, nandrapaka be, tsy nofeheziko satria tiako, nataony irambava ny ahy, naletiny tany ny lelany, notsetsafiny ny cl%toris-ko, saika hampiasa tanana izy, aaa, hoy aho, fe-ako foana tazomy fa ny vavanao no ilaiko minono ahy.
tazomiko ny lohany, ataoko tsy miala, ny valahako ataoko mandroso amin zay mahazo tsara izy. efa nitondra ny s€xtoy-ko za, ka hoy aho taminy "nonoy be ny molotrin ny friko, dia atsofoy any ny lelanao" teo izy vao maika rombotra, ny lohany mihetsiketsika be, ataony mahita mihintsy aho, ny tanako milalao ny cl*toris-ko miaraka amin ilay kilalaoko, iny tena mampatonga be ny ahy, zay fa henoko ho tonga ny ahy, misefosefo be za, sady miteny hoe tohizo, tohizo, dia tohizany, vao maika biby izy, sauvage, vetaveta, tonga ny ahy, niforitika ny ranoko, eny fontaine aho. feno ny tarehany, tsy mijanona izy fa toa vao maika mitroka sy migoka, tena veta ty lehilahy ty.
tonga izy, nitsapatsapa sao nianjera, teo alohako izy "aza mihetsika intsony ianao, dia mandohalika", niaraka tamin izay izy dia ni s'exécute. "nonoy ny ahy" zay no teniko, avy izy, namoaka ny lelany ary nitady ny friko., izay fa itany, nanomboka nilelaka izy, ny feako nasabakaiko, toy ireny alika noana ireny izy, nandrapaka be, tsy nofeheziko satria tiako, nataony irambava ny ahy, naletiny tany ny lelany, notsetsafiny ny cl%toris-ko, saika hampiasa tanana izy, aaa, hoy aho, fe-ako foana tazomy fa ny vavanao no ilaiko minono ahy.
tazomiko ny lohany, ataoko tsy miala, ny valahako ataoko mandroso amin zay mahazo tsara izy. efa nitondra ny s€xtoy-ko za, ka hoy aho taminy "nonoy be ny molotrin ny friko, dia atsofoy any ny lelanao" teo izy vao maika rombotra, ny lohany mihetsiketsika be, ataony mahita mihintsy aho, ny tanako milalao ny cl*toris-ko miaraka amin ilay kilalaoko, iny tena mampatonga be ny ahy, zay fa henoko ho tonga ny ahy, misefosefo be za, sady miteny hoe tohizo, tohizo, dia tohizany, vao maika biby izy, sauvage, vetaveta, tonga ny ahy, niforitika ny ranoko, eny fontaine aho. feno ny tarehany, tsy mijanona izy fa toa vao maika mitroka sy migoka, tena veta ty lehilahy ty.
Tafaresaka izahay sy Kanto ary hoy Kanto tamiko hoe : "tena niova tanteraka i Tovo, entiny hanao vacances izahay 3 mianaka"andeha ho any Toliara ry zareo ary hanao boucle, efa nanofa ka atao fiara daholo na aller na retour satria aventure. Tena tsara be izany hoy aho, araraoty fa fotoana iray io hanamafisana ny fiarahanareo.
Mety eo @ tapa bolana eo i Tovo tsy ho itako, aleo izy omena motivation fa tsara izany initiative-ny izany, nantsoiko izy : allo, tongava ianao aty an-tranoko izao, handeha aho rehefa avy eo fa misy fotoana vonjeko, ka raha tsy tonga dans 30min ianao dia lazao dia aleo amin'ny manaraka" "ho avy aho hoy izy"
Nandefasako SMS hoe tonga dia midira fa nosokafako io vavahady io ary hidio rehefa tafiditra ianao.
Tazako avy aty ambony izy, izaho tsy mipoitra. Nihiditra tao amin ny salle principale tao ambany izy, nasiako taratasy kely teo : Ndana manao douche ianao dia miverena eto avy eo. Lasa izy nanao douche, izao nitsaitsaika nihidina, naka ny akanjony, nampirimiko taty ambony, nsiako foulard teo ary nasiako taratasy hoe "Tapeno amin ity ny masonao dia mitehafa rehefa vita" henoko izy niaka-peo avy any amin ny douche "Ary aiza ny serviette ry Kanto", tsy namaly aho, lasa aho niakatra.
izay fa henoko nivoaka douche, somary soostra ihany aho mieritreritra hoe feno rano izao ny trano satria izy lena be, izaho manko sarotiny amin ny fahadiovan"ny trano izay.
Izay izy fa henoko nitehaka, nihidina moraora aho, izaho ihany koa efa tsy miakanjo intsony, tsy tiako ahita ny vatako izy satria tsy tiako hieritreritra ny vatako rehefa hanao amin ny zandriko.
Izy nitsangana teo ampivoantrano, ary efa velona be ny azy, hahaha, sady nihomehy aho no nieritreritra hoe "raha izao ity no tsy ataoko inona fa juste mamafa trano 😂 "
Niverina ny saiko, ni concentre tamin azy aho, io ilay lat*ka be nolalaoviko, "ataovy any aoriana ny tananao dia aza ahetsika any raha tsy te ho fay indray, tsy mahazo mikasika ahy ianao raha tsy izao no miteny" tsy namaly izy fa tonga dia nataony.
Niandry ela ela kely aho, niodikodina nanodidina azy, safoko kely sy rangotiko kely amin ny tananako sy ilay ho-tanako somary lava ny lamosiny, ny tratrany, ny abdo-any, ny tendany, ny tarehany, ilay partie juste ambanin ny fotrany. vao maika izy velona be sy miridiridy be misy lalandra be ny azy.
Nitingitingina aho, nijery an ilay lat*kany, nojereko tsara, miverina ao antsaiko daholo ny zavatra itako anaty vidéo nataony, tiany ny manao, ary tiany ny somary brutal ka dia dominer-ny daholo zay sipa any.
Narapako indraimbava ny latany, notazomiko tamin ny tanana ny fotony, ary nalentiko moramora tanaty vavako, grrrr, saika nihoaka za, nidona tamin ny fara tendako, izy ihany koa namoaka feo nankafia be. Izaho ilay saika nihoaka dia nisy rora betsaka ho azy ny vavako, nalako moramora tanaty vavako ny azy, ary isakin ny mihemotra ny vavako dia miraraka amin ny azy ny rorako, izay afaka, ny tanako najaniko teo ihany, mietsiketsika ny azy, toa miangavy hoe mbola mila, nolalaoviko tamin ny tanana, naparitako tsara ilay rora, nononoiko indray teo amin ny lohany, ny tanako manohy milalao ihany. ny tanako iray eo amin ny azy manao va et viens, ny tanako iray milalao ny vôniny. miana mafy be i Tovo, misefosefo, nalako tamin ny voniny ny tanako iray ary nataoko niakatra ambony sy nandrangotra ny abdo any, vao maika izy misefosefo, sao ho tonga eo ity hoy aho, fa aleo hajanona, izao anefa mbola te hinono be azy, novaiko ny toerana nasiako ny lelako, ny voniny no noleladelafiko kely, ny azy kosa tsy nokasiako intsony sao tonga.
Nitsangana aho, niankina taminy, nampiany aho nitsangana, hoy aho hoe "avelo any aoriana hoa iny tananao iny" na dia tiako ary ilay fanampiana satria henjana ilay mitingitingina ela be 😛
Lasa aho nipetraka teo amin ny seza, nosokafako ny fehako, nolalaoviko ny ahy, sady mijery vidéo an'ny Tovo Manao ao anaty phone-ko aho.
Mando tsara ny ahy, hetsaka tsara aho, izaho dia vehivavy tia stimuler-na ny clitris, tiako ny sensation rehefa lalaovina tsara ny clitris-ko no sady misy tanana, na lat*ka, na lela ao anatin ny fivaviko.
Nantsoiko i Tovo, "avia ianao eto", nataoko mafy ny feoko amin izay henony sy hainy hoe makaiza izy.
i Kanto no manoratra : niova be i Tovo, tsy haiko izay nahazo azy fa niova, tonga saina ve sa inona ? Asa zay antony fa ny tsapako dia niova izy, mijery ny findainy aho, tsisy na inona na inona, miaraka tsara izahay, mahatsiaro samabtra izahay. Manomboka miresaka tsara izahay sy izy, ary ny ny RS anay aza dia hafa mihintsy ka nanomboka nisokatra taminy aho, nilaza azy izay fantasme tiako. Misy fotoana izahay mijery film X no sady manao, ary mandefa fisainana eo aho, tafajery film izahay nisy fotoana, vehivavy 1 dia lehilahy 2, avelao andeha hoy aho fa ohatran ny manaitra ahy, tsy naninona izy fa dia nalefany, sady manao izahay no nonoko be ny akibetanany ohatran ny ataon ilay film. Nanomboka teo dia lasa tianay ny manao an izany, misy fotoana izy no misafidy, vehivavy 2 ny azy no tena tiany, tafaresaka moa izahay nisy fotoana, dia hoy aho hoe tena mba fantasme ireny fa tsy vitako. Izy tsy mi insiste moa za koa tsy nanohy resaka.
Nifona be tamiko izy, nandefa SMS, nandefa MP fa tsy novaliako mihintsy. Tiako tsapany fa tsy misangy aminy aho. SMS iray no nalefako azy "hajao zandrinay raha te hilamina ianao fa vita hatreo ny anstika, aza mamaly ahy akory fa ataovy ampy izay efa nomeko anao ary tsarovy fa afaka potehiko ny fiainanao raha ilaina izany satria dia misy vidéo misy sarinao kay ato amiko tamin ilay compte fake-nao"
rehefa en famille izahay dia miresaka tsara aminy aho, tsy misy na inona na inona mihintsy fa rehefa izahay irery kosa dia miavona tanteraka aho.
Efa ho 3 volana aho izay tsy nikasika azy, ka notapohako tao am piasana izy, nosavaiko ny ordi sy phone, sao zatrazatra, tena hendry kosa izy, miresaka amin ny zandriko no ataony.
tsara izany dia tohizo hoy aho, dia nivoaka aho sady mody nalatsako ny lakilé an ny fiarako dia niondrika aho dia nitodika tamopka, dia itako izy nijery, dia nipika maso aho dia lasa aho avy eo
Ilay vidéo kosa nentiko nody ary nojereko sady nilalao ny ahy aho.
nandeha teny ny andro, ny herinandro, izy mangata-maso foana hoe mila, normal, satria ampifilafilaiko. i Kanto koa moa milaza ahy fa tena hendry i Tovo. Nolazaiko izy hoe mandrasa tantana ary mba discret fa tsy mahazo eo intsony.
Nisy fotoana tratrako irery tao an trano izy, tsy fanahiniako fa i zandriko lasa nivoaka tampoka,
Lasa izy niakatra (miandrandra be angamba), aleo mba omena bonus izy ary androany e ! Lasa aho niakatra nanaraka azy saingy izao ny teniko azy : tsy mahazo mijery ianao, notapenako tamin ny akanjoko ny masony. Nalako ny akanjony, niboridana i Tovo, noroako moramora ny tratrany, nobitsibitsihiko ny sofiny hoe "tianao lay tamin iny? " namaly izy, tsy niteny fa ny lohany no nahetsiny ! Nalaiko ny tanany, nentiko tety amin ny nonoko, nolalaoviny be ny nonoko, nosokafako moramora ny akanjoko, nalako ny soutien-ko, iny fa noraisiny tamin ny tanana roa ny nonoko, ny tanany iray nihidina nitsapa ny vodiko. Tezitra aho, aoka izay, tsy mahay mifehy tena ianao. nanaovako ny akanjoko ary lasa aho nihidina. na dia excitée ary aho dia najaniko satria tsy mety amiko hoe mandray initiative izy, izaho no mitondra ny lalao, ary izaho no mifehy azy ary mila mifehy tena izy.
tsapako ihany anefa hoe mijaly i Tovo, satria zatra ny fiainana revy izy ary raha ny message rehetra itako dia tena revy no tiany. ny zandriko anefa tsy any loatra kanefa tsapako hoe tiany ilay zandriko.
Indray andro izy notongavako tao antrano fa haiko hoe izy irery no tao, mody nanontany ny mpanampy aho hoe aiza i Kanto, dia hoy izy hoe "tsy ao fa i ramose irery no ao", hay, aleo ary za ato ambany hiandry an i Kanto. Nirahiko nividy jus ilay mpanampy ka nanararaotra aho niakatra tany ambony, itako izy fa natory, mampalaelo indray, matory ny biby be mdr !
Novelomiko ny phone-ko, nataoko camera ka dia iny fa n filmer-ko izy matory, nipetraka moramora aho, ny caméra any amin ny tanako, nobedaiko moramora ny lat*kany, ary taitra izy sady nataotra be.
Mbola hitohy raha maharitra ianareo
Nitsiry teo ny hevitro, andeha ho tairiko iny ary ho resahiko momban ny zandriko, izy. teo andalatsara ambony izy, miasa teo amin ny ordi, izaho nijaikojaiko, izy manao écouteurs, io fa itako ny phone any, manana compte fake kay, ary eo ampapiresahana mihintsy izy. Nosotomiko ny phone-any, ary lasa aho tao amin ny douche nihidy, hiantso vonjeo aho na alefako any amin i Kanto daholo reto raha manao fihetsika mahery eo ianao.
Nojereko ny message tao, feno message vetaveta, feno vehivavy mandefa sary sy vidéo azy, ary loza, itako koa izy mandefa sary ny azy, ary mitondra be an ! misy vidéo azy mi masta tonga be, (sady mafana ihany aho mijery azy no tezitra)
ntransférer-ko taty amiko daholo ny vidéo sy sary tamin ny phone-any ary nofafako daholo avy eo ny message tao.
Nivoaka aho, izaho izany no hampijalianao ny zandriko, io efa nofafako daholo hoy aho. Ary manomboka izao dia ataoko chantage ianao, raha mbola mitaraina amiko ny zandriko dia avokako daholo ireto. ka na ianao miala mametraka divorce dia milamina ny zandriko, na ianao hendry dia ataovy izay hasambatra azy. Azonao ve zany ? nanaiky izy.
nody ny zandriko ary itako niova izy, nanampy nikarakara nanao rahararaha, no nikarakara zaza. Lasa aho ary nipiako maso izy za nody hoe hendry tsara.
tany an trano za dia tsy vitako ny tsy nijery an ireo sary sy vidéo tao, feno vidéo any manao ao, feno sarin ny lata*kany, ary tena nafana be aho ka sady nisafo ny ahy no nijery. Rehefa nijery za dia taitra fa io misy sariko, sariko manao leggings ary hita mitaratra ny string-ko ! ary lelika lahy iny kay tena mijery ahy foana. Tsy dia nahoako ilay izy fa ny sariny aza hananako daholo.
nanomboka teo rehefa makany za dia misava ny phone-any, ataoko tampoka be foana, na tongavako tampoka any ampiasanany izy dia jereko ny phone-any, indraipa izy tratrako mbola nanadala sipa, ka nifona nila hitomany ka tsy nanakorontana za aloha. Dia nojereko foana izy ohatran izay, ny code phoneny haiko, ary voafehiko izy. i Kanto koa nilaza fa niova be i Tovo.