image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

AirdNar

Member
Last seen il y a 8 mois
Joined:
Posts:
4
Topics:
2

Salama daholy
Izahay dia olona misehatra eo amin'ny Informatique(Développement, Réseaux, ...). Manana orisana izahay ary miheritreritra ny hanokatra centre formation mikasika développement web, Mobile, application, réferencement, etc. Efa vonona daholy ny zavatra rehetra akoatran'ny vola hividianana fitaovana toy ordinateur, table banc, etc.

Raha misy olona afaka manampy na miaramiasa dia afaka mifampiresaka amiko fa vonona izay.
Marihiko fa efa 15ans sy 12ans d'expérience daholy izahay.

Misaotra

Bonjour AndoTia, oui je suis sur telegram.

Aza tonga aloha dia mikorapaka e!
Raha efa niteraka nareo, tsy mety ilay divorce, fa jereo fotsiny hoe iza no tiny kokoa enao sa le vehivavy, matoa izy mbola manda mbola matahotra anao izy zany, mbola tiny enao. Tsy vahaolona ny misaraka.
Mitadiava fotsiny olona hifampiresahanao dia mapifaly anao, fa za mikombona be mba manala hamoamo Afaka mamampy anao aho raha ilaina.

Miarahaba tsika rehetra, Misy otrana koa ve ato? te hiaraka amin'ny vehivavy efa vadin'olona sy efa niteraka reny aho.
Za marihako fa efa manambady sy efa niteraka ihany koa.

Raha misy vehivavy toy ahy koa ato dia mametraha mail azafady.
Misaotra