Miarahaba ! Tsy fantatro ny historique ny fiainampitiavanareo fa ny zvtr mitranga otranzao, matetika am fafantarako azy d ef nahatratra an'le lhl le vhv matoa izy manao fihetsika otranzao, d lasa tsy mahatoky izy, mila mifampiresaka tsara aminy enao, rassuré-o izy, sinon mety ef lasa aretina mitsy ilay izy, jalousie maladive ouz ny vazaha, ka amzay fotoana zay d olona hafa mitsy no mila miresaka aminy manazava sy mandresy lahatra azy.
Mirary soa
Miarahaba, ay v ka tato le topic nivoka fb e, bref, tsy adala mitsy enao fa samy manana ny fantasme-ny daolo ny olona, même na io vadinao io aza manana ny azy fa izy mety mbola tsy niteny aminao fotsiny ! Tsara ny nitenenanao azy an'le izy mba afantarany tsara anao am resaka sexualité, fa d anjaranareo moa zany sisa ny manantenteraka na tsia an'le izy !
Mazotoa ô