Salama zareo, sod mba misy mahafantatra manala anle fofona(mauvaise haleine) avy nifoka reny fa le vadiko tena mahakamo amle fofona am vavany rehefa avy nisotro2 sy nanala tany izy satria misy THC(aretina azo avy am fifohana ), nisy namako zay niteny ihan we mampiasa spray anti-THC ouny, tam internet ny nahitako azy io, misy ef nampiasa an'io ve, d nanao aona? na mahafantatra zavatra hafa d mety daholo, tena ts zaka le izy!mba ampio
Bonjour à toutes, je suis Abel, je vous remercie pour votre accueil. je suis un nouvel arrivant dans ce forum en raison de collaborer et d'échanger des idée avec vous. Merci