Efa nahazo formation ihany aho, ilay an'i Yomi Denzel. 1500euros ; maniry ny hanao dropshipping amin'izay; mba te halala za hoe misy misehatra @ io ve ato. Manahoana ny vokatra? Misaotra