Salama daholo o! Antenaiko hoe hahasoa anareo ity fizarana ataoko ity! Manana page aho fb.me/antsahoneywinnerpage izarako ny experienceko nampahomby ahy tamin'ny fianarana! Misy vahiny isan-karazany ihany koa miresaka izay lalana nodiavindry zareo teo amin'ny sehatry ny fianarana izay! Misy video maromaro efa afaka jerena! Fa maninona moa no hoe ny pejiko no tokony arahanao?
1 - Satria nahomby ny fomba nianarako ary ao no izarako ny fomba fianarako sy ny fisainako raha haka sopapa! Eo am-panaovana PhD at Clemson University, South Carolina, USA aho sady mampianatra ihany koa! Tsy mino? Jereo ity lien ity fa ato ny liste an'ny olona mianatra manao Master na PhD ato amin'ny department Math, Clemson University. https://www.clemson.edu/science/academics/departments/mathstat/about/people.html
Tsy misy olona afaka mifake an'ito kosa aloha e!
2 - Misy tanora maro manao volontaire hiresaka amiko amin ny video, ifampizarana an'izay lalan'izy ireo izay. Volontaire ireo, tsy nomeko vola ary an-tsitrapo fa tsy fitadiavambola no izaran-dry zareo ny experience any!
3 - Tena miditra an-tsipirihany tanteraka ny video ary misy lesona azo tsoahina daholo!
Tanora toy ny ahoana no mivahiny ao amin'ny Page? Tanora mianatra amin'ny firenena isan-karazany! Misy ihany koa ny tanora nanangana orinasany! Jereo ao anie e! Mamakia post maromaro dia mijere video maromaro vao manao j'aime! Zarao amin'ny namana ihany koa! Mirary soa be dia be ho antsika rehetra o!
Marihina fa amin'ny teny anglisy ny fizarana ao amin'ny pejy! Mba mamolaka sofina ihany koa e!
Lien an'ny page raha liana ianao:
fb.me/antsahoneywinnerpage