Salama daholy
Izahay dia olona misehatra eo amin'ny Informatique(Développement, Réseaux, ...). Manana orisana izahay ary miheritreritra ny hanokatra centre formation mikasika développement web, Mobile, application, réferencement, etc. Efa vonona daholy ny zavatra rehetra akoatran'ny vola hividianana fitaovana toy ordinateur, table banc, etc.

Raha misy olona afaka manampy na miaramiasa dia afaka mifampiresaka amiko fa vonona izay.
Marihiko fa efa 15ans sy 12ans d'expérience daholy izahay.

Misaotra