image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 31

Lors de son déplacement à Toamasina, le président Andry Rajoelina a annoncé que les personnes positives sans forme grave qui sont capables de s’isoler chez eux pourront le faire. Un suivi médical sera fait à domicile ainsi qu’un traçage par téléphone. Actuellement, 16 malades sont traités à domicile, selon Dr Célestine Vavy Razafiarisoa, directeur régional de la Santé publique de la région Atsinanana.
Qu'en pensez vous ?


Azo atao tsara io amiko. Mila autodiscipline fotsiny rehefa te hositrana. Hajaina ny fepetra tenenin'ny dokotera dia vita io.


@Lito. Ho an'izay mahafehy tena tsy hivoaka ihany io. Ho an'izay manana téléphone. Ho an'izay manana efitrano ahafana mihiboka sy tsy mifanerasera amin'ny hafa.


Na teto Antananarivoa za anie efa nisy ny olona traité à domicile tamin'ireny fanombohan'ny covid-19 teto ireny. Any Toamasina izao dia efa misy olona 16 manaraka traitement à domicile. Ny zava-misy any Toamasina anie raha mijery an'ireo tarehimarika ka tena grave e. Isan'andro dia am-polony ireo tranga vaovao. Aiza ny toerana asiana an'ireny ? Ny foyer social, ny gymnase ny CRJS izao efa namboarina natao handraisana marary. Fa ireny koa manana ny limite ny capacité d'accueil. Tsy aleo ve aloha izay afaka manaraka traitement à domicile dia mijanona any an-tranony. DIa ny hafa no manaraka fitsaboana any @ hopitaly ?