Amin'ny Talata 2 jolay no hamoaka ny vokatra ofisialy momba ny fifidianana depiote teo ny HCC.
Inona no mety hitranga ? Mety hisy surprise ve vokatr'ireny requetes be dia be ireny sa tsy miova intsony ny vokatra ?