Rehefa nandinika ny tenanay dia ita fa betsaka ny ts fietezana am resaka fitaterambahoaka! Ny saran-dalana apiakarina fona, nefa le fomba fanao tsy miova mihitsy, na ny kalitao'ny fiara aza! mbl mis ny ts mitondra atram farany arret, ny miverin-dalana atenatenany , tsy fanajana ny mpandeha manginy fotsiny! mila fatongavan-tsaina! omeo ny hevitrao raha manan-ko lazaina ianao