image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 1

Salama daolo, saika mba anontany fa tsy mahalala ho an´zay mampiakatra trano (étage) hoe hoatrinona isaky ny metre carré ny vola aloha any @commune rehefa ikasa anao izay. Misaotra ho an´zay mamaly


Arakaraky ny commune io, ary mandeha par mètre cube ny cal******* fa ny anay aloha ambanivohitry Toamasina 10 m* 4.5m * 6 m ilay extension dia teo @ 400 000 Ar teo no naloa.