image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 27

Hitako tena mety kosa aloha izany e. Kobo daholo ry be zesta isaky ny week-end. Ry mpanangona sipa amin'ny fiaram-panjakana. Ahoana ny hevitrareo ?


Tany japon nisy ministra nampiasa voiture de service nandeha nihotra (massage) tena scandale be mihitsy ary tsy maintsy nifona ilay ministra no nandoa vola.

Ny aty amintsika manatitra mpianatra sy mpiantsena ary ny raharaham-pianakaviana rehetra rehefa misy fety, nefa ny carburant alohan'ny fanjakana daholo amin'io tena verivery fotsiny ny hetra aloha marina.