Bonjour forum !
Arak'ilay sujet, noho ny asa dia i voyage any nosy be irery, toerana tsisy olona fantatro na ny iray ary ary vo voloany no tany !!!
inona ny activité azo atao any ? ka hoe mety oe olona tokana zany no manao azy mba tsy dia mi s'ennuyer lotra :)
sa misy ireny visite guider en groupe ireny ve any !! ??
mba hangataka soupapa ho an'izay efa tany
merci