image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

fanga tahaka ny inona ono reo orinasa tsy mampandroso any M/car zany! ary nga moa izy io afaka alefa ihany refa tiana alefa e! rehefa andefa facture mailaka ery! vo manomboka ny volana tsy tara mintsy nefa efa 10j io no tapaka! tena makaleo mintsy le Telma, mpangalatra. Tsy alohanay koa ny facture d hita eo


Manahoana daholo, tafaresaka @ mpiasa @ opérateur internet eto antoerana iray aho mikasika ilay demande de remboursement facture na geste commerciale izay takiny mpanjifa, tena miala tsiny hono ry zareo fa ilay désagrément hono tsy miankina aminjareo ary tsy responsable hono ry zareo satria mety avy @ encre bateau io na usure na requin affamé hono ....Sambatra aza isika mbola misy réseau de secours io nefa tsy anaty contrat hono omena réseau de secours izany. Mila maharitra hono isika ary matoky ny fahendreny malagasy feno filaminana, fifankatiavana, firalahiana sy faharetana hono ry zareo.


tsisy resaka requin sy encre sambo zany fa mety nametaka le cable fibre optique makatsy comore izy de mody oe tapaka ny connexion,satria ahoana moa no fantany dia ny mialoha oe 15 andro io vita kanefa mbola tsy tapaka akory le cable tamnizay,zany oe zavatra efa nomanina zany io


"tsy anaty contrat hono omena réseau de secours izany"avec 3 millions d'utilisateurs et pas de back up? NEFA RY TELMA MIHITSY NO BE LOHA BE MIDIRIDIRY MANAO MONOPOLE! Telma le plus NUL des opérateurs. LE NUMERO 1 DES ESCROT! 0/10. QUALITE DE SERVICE = 0rehefa miverina ny connexion rankizy dia omeo 1/5 ao amin'ity site ity: http://www.speedtest.net/%22matoky ny fahendreny malagasy feno filaminana, fifankatiavana, firalahiana sy faharetana hono ry zareo"Traduction: "akombony ny vava ry gasy kely fa tsisy irarahiko izay fitarainanareo any. Ny volako miditra ihany ny anŕ fa tsy problçme-ko izay perte-nareo any. Ny grand entreprises izay afaka mampiakatra anŕ any @ tribunal ihany no omeko connection"


tokony omena,ny Telma sakafo zany ve ny requin mba tsy ho affamé tsony? Satria mety hanapaka cable hafa izy raha mbola noana


Mila FAI hafa avec bon rapport qualité prix mits eto ankotran Telma (volomparasy mou tsara fa lafo lotra) fa tsy lasa ty fanabadona ataonzareo ty. Tsy misy tena oe concurrence zan eto dago @resaka opérateur internet/téléphonique, mifampitantana doly reo, ifanarahana doly izay rehatra ataonzareo. C'est jamais pour le consommateur!


Ny tena mampalahelo dia ny contrat natao ho tombony ho andry zareo irery ihany fa tsy misy hiraharahiana ny mpanjifa. Ary ianao mila ny service ny dia voatery ankolaka ianao hanao sonia ho amin'ny tombotsoany. En plus koa moa atao fahazana ny contrat na aiza io na aiza, ary fanahy iniana atao lavabe sy kely soratra kely, ary rehefa manao contrat any ianao, tsy manana fotoana lavabe handinihina sns ny contrat, ary mila mahay droit koa amin'ny sasany, dans tous les cas mila ny service-ny ianao, tsy afa-miala dia voatery eh. Na ianao aza tratran'ny "force majeur" hoe tsy tonga ny karama, tsy noho ny aminao, dia eeeee, angaha misy miraharaha e, efa nanasonia ianao fa handoha vola foana ho amin'ny tombotsoany mahatra ka dia akory atao e. Ilay mpiasa mampanisy sonia anao aza tsy tonga saina akory fa any an-kafa koa izy tratran'io contrat contrat io fa saingy mbola tsy tratran'ny olana goavana ka hainy ny mamaly anao.


Miala tsiny fa hanonona anarana Banque aho satria zavatra tsara azo alain-tahaka no nataony:Client BMOI aho, nisy fotoana tsy nety nampiasaina andro 2 sa 3 ilay BMOI net, fa ankoatry ny ny fialantsiny nalefany dia nahenany ny prélčvement BMOI net tamin'ilay mois nisy perturbation. Izany no tokony hatao raha ohatra ka "Entreprise responsable" ny TELMA.Mbola ho hita eo izay geste ataony fa aleo aloha ho réglé ity pb ity.


nareo koa dia tena mora ambakain'ny telma mihitsy kah. omena vahana ny entreprise satria nge an'ny frantsay sy KARANA ny ankamaroany e. Alefa any ny ankaramoan'ny connexion amin'izay miodina foana bizna fa ny gasy kely manao cyber sy be bizina miharitra ny mihinana eo. Resa-be hampitoniana fotsiny io fa fika maimbo. Raha resaka back-up tokony samy mizaka izay debit eo na iza na iza fa tsy asiana tombo sy ala.


Tsy misy maha samy hafa an izy ireo sy ny JIRAMA rehefa sendra mahy ohatra ny tranonao ka avy amin'ny courant ny mahatonga anaz de oziz zareo hoe tsy andraikitray izany ssatria ny olana tsy avy aminay, efa sendrany aho ka miteny... o aiiii eeee grave ko zany a tena hoe, grave!!!!