image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 95

Nanao mission tany Antalaha ny tenanay dia 1.000 Ariary ny course.

Nomeko 200 Ariary dimy ilay mpitondra dia sosotra hoe mba ataovy tokana hono @ manaraka fa tsy tia ireny izy, sady ny mpivarotra miavonavona raha vao vola toy ireny.

Da zendana ny tegna !!!


Tokony mbola asiana ihany koa ny 10 ar


En réponse à ranjaNy mpangataka ary efa miady varotra oe ataovy 200 na ariary 100 raha tsy misy.
Efa mba fantany kosa oe miakatra ny vidim-piainana zany