Vous êtes ici

Ahoana ny fahitanao ny vita Malagasy? Indrindra ny art Malagasy?
Mpanjifa azy ireny ve ianao? Manao ahoana ny vidiny?
Manao ahoana ny kalitao oharina amin’ny hafa?

Par : sa
Tsara de tena tsara sady
Tsara de tena tsara sady kanto tokoa, tadiavin'izao tontolo izao ny traikefa ny asa tanantsika amin'ny resaka art na resaka artisanat tsotra izao , izaho manokana dia manjifa ny vita malagasy , ny firavaka poketra sns , raphia daholo ny tena betsaka misy tsara kalitao fa misy ko ratsy fa mila mahay mifantina tsara , ny vidiny dia azo lazaina mirary hatrany
Par : andou
tsara ny vita malagasy fa ny
tsara ny vita malagasy fa ny indro kely misy ny sasany, sasany hoy aho an zara raha vita maika hanenjika commande fotsiny ny olana kely lafo ny akora fototra ka lasa.midangana atramin’ny vidin’ny akora voahodina . Lasa tsy takatry ny rehetra ilay izy avy eo fa lasa ny vahiny sy sokajin’olona.vitsy no mahatakatra mividy azy. fa izaho aloha mpanjfa ihany indraindray rehfa sendran’ny mora e hihi
Par : Anonyme
tsara jerena ivelany ny vita
tsara jerena ivelany ny vita malagasy, fa ny resaka finition tena zara fa vita fotsiny ny akamaroany, dia avy eo mora simba, efa mba nanohana ihany aho ary efa maro no nojifaiko fa tsy te hierika intsony aloha hatreto.
Par : pi
Indrindra ny vita @ Landy:
Indrindra ny vita @ Landy: nappe, écharpes, tena afa- po.....ny bijoux vita @ ireo vato sarobidy koa tena tsy ferana, ny volamena aloha tena ao tsara raha oharina ny any ivelany fa eo @ fanaka no mila *******o @ hazo ampiasaina..
Par : tif
Tena tsara sy misy mahafa-po
Tena tsara sy misy mahafa-po tokoa ny akamaroany vita Malagasy, saingy isika mpanjifa matetika managamo azy ireny ka mividy azy aminy sanda ambany loatra... Aoka ifanohana tsara ny kalitao sy vidiny
Par : Anonyme
Tsara anie lay vita malagasy
Tsara anie lay vita malagasy fa izy lafo be matonga anay mifidy fripy sy vita vahiny,, thee shrt ray 100mille nefa maazo 10 zay raha eny am fripy,,natao ho any mpanambola ny vita gasy
Par : Anonyme
Tena tsara sady tena mahay
Tena tsara sady tena mahay isika gasy ,tsy mena- mitahy @ hafa fa Mila atsaraina eo @ finitions

Ajouter un commentaire

7 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.