Vous êtes ici

Ahoana no fomba hiresahana mahakasika ny fananahana amin'ny zanaka? Firy taona no tokony hanombohana izany?

Par : anonyme
Nena 10 ans, tena tonga dia
Nena 10 ans, tena tonga dia resaka tsotra tsy miolakolaka,tsy mampiasa teny sarotra be
Par : liah
classe de 7ème de efa
classe de 7ème de efa mianatra kely
Par : jim
Zanakao io fa tsy atsika e ,
Zanakao io fa tsy atsika e , samy manana ny fitaizany de samy mahalala ny toetran janany enao iany no tokony ahalala oe tokony efa resahana zany
Par : didakely
refa manao svt momba zany izy
refa manao svt momba zany izy any amppinarana defa azo resahana tsara, atao direct tsara refa iresaka fa tsy miolakolana
Par : anonyme
Azo resahina foana fa rehefa
Azo resahina foana fa rehefa tonga fadimbolana (vhv) izy no tena mila resahina an'izan
Par : classede7em
Rehefa classe de 7 em no
Rehefa classe de 7 em no mianatra an izany any ampienarana ny ankizy. Donc eo dia efa azo resahana. Ny important fotsiny ataovy direct ny zavatra resahana fa azao atao sarinteny na miolakolana. de ataovy au plus simple possible ho azahoany azy. Ny anay aloha vavy kely de classe de 7 em izy no noresahanay an zany eh. Dia ampidirina de facon naturel koa ilay resaka fa tsy oe 'avia aty fa misy zavatra resahako anao' . Ny anay izahay ilay mijery télé iny de rehefa hita oe tsy concentré @ le télé intsony izy no sady nisy zaza kely vao teraka izay t@ le film de nataoko oe 'tu sais comment on fait les bébé ? ' de notohizana ny resaka. Fa ny nahafinaritra ahy aloha tena mbola tsy hainy ilay izy talohan ny nanazavainay azy
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 3 weeks 6 days
A rejoint: août 1, 2018
Ny anay ny vavy fony vao
Ny anay ny vavy fony vao nanana fitiavana ankizilahy itony, vao 12-13 ans teo dia noresahana tsy nisy tabou. Hatr@ izao ouverts be izahay mianakavy ato an-trano @ io, efa 20 taona ilay vavy ary 17 taona ilay lahy. Mahay ny resaka cycles sy MST sns rizareo sady tafiditra tany anaty propgramme scolaire-ny koa. Tiako kokoa izy miresaka aminay toy izay ny fiaraha-monina sy nny internet no nampianatra azy an'io. Izao izy mahay manavaka ny mety sy tsy mety. Efa nanomboka nanao sipa izy 19 taona fa tsy mbola mifikitra be sady tsy mbola niditra RS izany. Rare be zareo no mihaona satria ville samy hafa no misy anay sy misy ilay ankizillahy.
Par : Kotomaditra
OOOaayyyy e ,ela be indray ny
OOOaayyyy e ,ela be indray ny namana Felantsoa vao re an ,ny anay aloha ny ankizy vao tonga teo amin'ny age de puberté na lahy na vavy ,avy dia nalefa ny fanazavana isan karazany sy ny anatra maro samihafa ,Efa manana ny tokantranony avy moa ry zareo dia azy indray no mampita izay hafatra ho an'ny zanany .

Ajouter un commentaire

7 + 11 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.