Salama, manana tokotany malalaka be aho eny eny Ambohidratrimo dia saika ho asiako activités ho an'ny ankizy rehefa sabotsy dia mba manontany hoe sao manana sosokevitra ianareo. efa misy eritreretiko ihany. Marihana fa natao mba hialana voly ilay izy fa ny tena tanjona dia mahay zavatra ny ankizy rehefa mody. izany hoe mety misy karazana initiation amina métier sns fa tsy hoe kilalao be fotsiny. Ny hampivelatra ny sain'ny ankizy ny tanjona