Tena mila maharitra io mitady ZAZA io...mila vehivavy matanjatsaina sy vonona
Cas niainanay : tsentsina ny trompe roa (Antony : loto...)...ny doc sasany tonga dia nanakivy ny sasany, ny sasany mo tonga dia ny commerce'ny asetriny voalohany....

  • Aza mijanona docteur iray fa manaova consultation bedebe
  • Tsy mila matahotra hydrotubation ka oe in'dray fotsiny dia vita...
  • Misy ny sasany oe menatra fa hitan'izao olona rehetra zao hono ny intimitén'ny krkrkr bon bref!!!

Reto no nataonay ary 😄

  • manao contrôle 2fois/jours (milahatra maraina be teny amle clinic kkkkk)
  • natao hydrotubation 6 fois (marary kely)
  • nandritran'ny 1 taona ireo ( efa dbd ny docteur nalea)
  • nojerena tsy mbola nahitana vokany aloa
  • lasa ndra niotra teny amin'i Ra-Criss 67 (nalaza be oe tena efficace) manenjika teny refa le mirava avy miasa midi et deux, milahatra be ko eny nisy catégorie le nilahatra mazava oazy misy prix zany ra te hisongona sns (zay le oe mila vonono... Tsisy werawera eto hihihi)=> pendant 6mois io....
  • Niato kely naka aina kely aloa ny vatana ( tao anatin'izay efa maro ny evitra sy ny sosokovitry ny manodidina sy ny dokotera..ny zaza aloa vao ny projet hafa sns...teo aloa dia lasa lavitra ny saina , mieritreritra ny impact'ny future oe ra sanatria marina dia aona?
  • vita ny fakan'aina lasa ndray aloa...i Mme koa tena vonona sy navitrika mihitsy ,tena izy no rôle,ny tenako efa nanomboka kivy ...sns ...nandeh nanao consultation tao amle doc eo besarety miakatra betongolo iny... Natao ny echo, hum! misy kyste ozy ny ovairenao 😭, tonga de za no kivy...dia nandeh teo ny morale sns...aveo tampoka teo,nahita atody razoky dia ozy oe TSINDROMIKO ITY FANAFODY ITY NAREO...."tsy aiko le fanafody oe inona fa mety fanafody manainaitra"..DIA MANAO IANAREO AFAKA 3jours...izany oe am Samedi DIA HO HITA EO....lasa nody sady otrany kivikivy......
  • tonga ny samedi.. tsy dia nomanina ilay Jaojaoby fa natao tsotsotra fa otrany reradreraka ko ngamba no sady otrany oe tsy nino e....vita iny...nanisa andro nanomboka teo...ny comble dia ity i cherie tsy dia milamina cycle tena misy 6mois tsy mandeh regle'ny....tonga ny fotoana tokony oe tsy andehanana regle dia oe andao tao test e! De ozy za oe,aleo demain ki a! Ay ok ary e! Nanomboka tsy tafatombona amzay ..tsy andry ilay demain...hariva ny andro ..andeh atory otrany tsy ahita tory zany...nihiratra be teo ny masonay roa...ela be ny maraina satria test le miandry pipi maraina le izy kkkkk...redrika kely cherie huhuhu za ndray tsidrindaona zany...tonga ny 2h du matin voazina cherie...ay izy kay tsy tena matory ko hono...ndao amzay ozy e! Ndao oa....1000/h amzany ny fidobokin'ny fo..lasa izy nandeh tany am douche ,za niandry teo ampandriana .....TAMPOKA TEO nisy nitabataba be tao am douche sady niantso mafy be oe M.....aaaaa Positif...Angahhhh oaaa...tonga zahay dia nandoalika nivavaka.....latsaka ny ranomasonay....
  • tadidio fa Vavaka no tena betsaka natao.

Isaorako io vadiko io fa tena combattante be izy na hatramzao aza...tsy misy otrazy...jtm...Opalie