Miarahaba antsika rehetra :-)

Mitohy hatrany ny fifanakalozan-kevitra sy ny fifampizarana eto amin'ny Forum Moov.mg.

Ahafahan'ny rehetra mandray anjara dia ireto misy toromarika tsara ho fantatra, izay manaraka ny lalàna isorohana ny "cybercriminalité" :

  • Mila manana "compte" avokoa ny mpandray anjara rehetra. Afaka mijanona ho "anonyme" nefa satria azo atao tsara ny misafidy malalaka ny "nom d'utilisateur". Ilaina araka izany ny fametrahana adiresy mailaka sy teny miafina.
  • Tsy azo ekena ny fametrahana laharana finday na adiresy mailaka amin'ny sujets sy ny commentaires, mba hijanonana "anonyme"

-Miezaka ny ekipan'ny Moov.mg mamerina ireo sujets izay tsy mbola tazana eto amin'ny Forum


Admin Moov.mg