Vous êtes ici

Iza no mbola miaina/niaina an'ny hoe mamaky boky na mitantara angano ny zokiolona/dadabe sy bebe sns rehefa ao an-trano?

Par : zo
Ny arrière-grand-père
Ny arrière-grand-père maternel tam zany, zah mbola kely mitantara angano eo amorompatana foana rehefa hariva isakin ny mande any ambanivohitra... dia zao efa manambady amanjanaka zao rehefa Tonga any am grand-mère maternelle dia hitantarainy ny fiainany sy ny zavatra nisy taloha reny rehefa variana miresaka iny zahay mianaka indrindra rehefa hariva
Par : narindra
ny mamaky boky ny ahy no
ny mamaky boky ny ahy no mbola ataoko sy mahafinaritra ahy foana hatramin'izao
Par : tiavinaa
Mbola Mihaino angano foana
Mbola Mihaino angano foana isika @ radio sady mijery @ télé noho ireo mpanao politika ireo
Par : soa
Za mba nitantara angano anle
Za mba nitantara angano anle zandriko 2lahy 6taona sy 8taona de isan'andro de oe avereno ndray avereno ndray le izy
Par : Eli
Tam Mbola kely
Tam Mbola kely
Par : Anonyme
nenay dadanay tam mbola kely
nenay dadanay tam mbola kely no nitantara ho ana alohan atory

Ajouter un commentaire

1 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.