Vous êtes ici

Bonjour , nareo ve mba mino fa reny reny kely dia tian,ny zana badiny daolo, satria nena mano tena oe tsy tia zay 4 bavy zanaky papanay ef maty mamanay , dia mandova be izahay satria zanakolo mahita atao n mamany dia efa maty ko n RAR n mamany ka nanambady anio mme av an fianar io papa dia nanomboka teo n nampiova n fiaiananay .
Tsy efa ampy izahay kamboty fa mbola nijaly ko satria nampiady anay io ramatoa io tam papany izhay mpirahavavy niady samy manana n lohany fa iz grave e raha ampiady amorona manafin tain antsalaka dia farany lasa izahay nial tsikelikel tao atranony papanay satria tena ts zaka f dia nijaly loatra .
Zao efa lehibe izahay dia samy manana n tokatranony miterak manambady sns; mbola ts niova ihany iz f mbola mitsikera n fiainanay satria iz aloha ts niterak fa mirehareha oe miasa b ambony karama fa tena mitohy n fifosafosana sns toetra ratsy io atramizao
21 ans nidirany tao aminay zao ie 50 ans maly tsy niova fa dia zay ry reto fa dia courage izay manana fiainana mitovy ana merci mamaky

Par : jafla
miarahaba ny tompon sujet,
miarahaba ny tompon sujet, araka ny hevitro de miankina amin fifandraisanareo ray trano ao ihan aloh lay iz e, met mis ko nefa ilay solon maty manana tanjona hafa, fa raha ny fahitako azy ko anie matoa ianao afaka manoratra eto efa majeur zany e, ntiko tenenina de oe maninona no miafy ao fa raha manofa trano hafa ohatra, apetrao mazava am dadanareo n antony de vita, apetrako ny adiresy rah te ifampiresaka maharitra e jaflajaflaarobazyg_m_a_i_l_tebokakaoma, mirary soa
Par : tranga
Samy manana ny trtanga niseho
Samy manana ny trtanga niseho t@ fiainany. Mamako dia renikelin'ny zokinay, nifampitondra toy ny mpianadahy sy mpirahavavy rizareo. Zokiko lahy @ ireo efa nanan-janaka t@ vadiny voalohany koa dia nanambady vehivavy efa niteraka iray koa dia tena nitovy ny fitantanany ny zanany taop an-trano, toy ny zanaka naterany daholo na ireo zanaka niombonany na ireo zanany manokana. Misy anefa ny tranga izay tena ratsy fifandraisana be ny renikely sy ny zanabady ary misy samy manana ny toetrany koa. Soa fa tsy tao anaty fianakavianay

Ajouter un commentaire

13 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.